17/09/2026
FILAZANA SY FAMPAHAFANTARANA
Antsoina manokana ireto mpianatra nahazo Baccalauréat ireto mba hanatrika ny fihaonana izay karakarain’ny DREN Atsinanana sy JIREH STUDENTS – Soutien éducatif :
- Ireo 100 voalohany nahazo Baccalauréat tao amin’ny Lycée Jacques Rabemananjara ;
- Ireo 50 voalohany nahazo Baccalauréat tao amin’ny Lycée Toamasina II.
📅 Alatsinainy ho avy izao
🕤 Amin’ny 9 ora sy sasany maraina (09h30)
📍 Grande Salle – DREN Atsinanana
Manentana anareo rehetra izahay mba hifampilaza sy hampita ity vaovao ity, mba hahafahan’ny rehetra voakasika manatrika ara-potoana.
Mariho tsara: Ento miaraka aminao ny :
- Convocation ;
- CIN na Carte d’identité scolaire, ho fanamarinana ny maha-ianao anao.
DREN ATSINANANA
JIREH STUDENTS – Soutien éducatif