Coco Velogno Communication

Coco Velogno Communication Sahy
vonono
Mahavita
MIFANÖHANTÖHAÑA TSY HO LAVO

ARAHABAINA NAHATRATRA NY TSINGERINTAONA FAHA-65 NY FIVERENAN'NY FAHALEOVANTENANTSIKA MALAGASY 2025.HO ELA VELOGNA ANATIN...
26/06/2025

ARAHABAINA NAHATRATRA NY TSINGERINTAONA FAHA-65 NY FIVERENAN'NY FAHALEOVANTENANTSIKA MALAGASY 2025.
HO ELA VELOGNA ANATIN'NY FAHASALAMANA LALANDAVA E!

15/06/2025
08/06/2025

𝘍𝑎𝘭𝑦 𝑚𝘪𝑎𝘳𝑎𝘩𝑎𝘣𝑎 𝑎𝘯𝑎𝘰 𝘴𝑦 𝑛𝘺 𝘢𝑛𝘬𝑜𝘩𝑜𝘯𝑎𝘯𝑎𝘰 𝘯𝑎𝘩𝑎𝘵𝑟𝘢𝑡𝘳𝑎 𝑖𝘯𝑑𝘳𝑎𝘺 𝘪𝑧𝘢𝑜 🕊️𝗣𝗲𝗻𝘁𝗲𝗰𝗼̂𝘁𝗲 𝟮𝟬𝟮𝟱🕊️𝘪𝑧𝘢𝑜, 𝘥𝑖𝘢 𝘮𝑖𝘳𝑎𝘳𝑦 𝑓𝘦𝑡𝘺 𝘴𝑎𝘮𝑏𝘢𝑡𝘳𝑎 ℎ𝘰 𝘢𝑛𝘢𝑟𝘦𝑜 .🌿
HO ELA VELOGNO 🙏🇲🇬

25/05/2025

« Le succès d’un homme se mesure souvent à la femme qui l’accompagne. »
Bonne fête Maman.
Ho ELA VELOGNO

"Joyeuses fêtes à toutes les Mamans et à toutes les futures Mamans du monde ! Bonne fête, Maman. HO ELA VELOGNO."
25/05/2025

"Joyeuses fêtes à toutes les Mamans et à toutes les futures Mamans du monde !
Bonne fête, Maman.
HO ELA VELOGNO."

18/05/2025

NDAO ANDEHA TONGOTRA!!!!
Ny ASABOTSY 24 may 2025.
Fiaingana : FJKM BETELA TANAMBAO 5 TOAMASINA amin'ny 06ora 30
Toerana aleha : Lycée Agricole Analamalotra
Fandraisana anjara: izay atolotra na zéro ariary aza atao sakana.
Mpikarakara :NY TALOHA s'y n'y FJKM BETELA TANAMBAO5.

Ampitapitao..taomy n'y nama mpiarabelona mpiaramiasa s'y mpianatra Ary Fianakaviana.
"RANDONNÉE 1er Édition ho Antsika JIABY tsy ankanavaka"
Filankevitra:
- 0340423337
-032 69 023 20
-0342733548

03/05/2025
Tontoso soamantsara ny Fikasana s'y faniriana Téo amin'ny fianakaina FAMINDRA JUSTIN amin'ny fombafomba nentimpaharazana...
27/04/2025

Tontoso soamantsara ny Fikasana s'y faniriana Téo amin'ny fianakaina FAMINDRA JUSTIN amin'ny fombafomba nentimpaharazana ny aminn'ny fahafatesan'i Tompokovavy BAO Jeannette vadiny.
Amin'ny maha mpikambana FOTOTRA COCO VELOGNA (FCV) ny Fianakaviana Dia nifanome Tanana s'y nifanotrona Tany ANTETEZAMBARO ny fikambanana .
"SAHY-VONONA-MAHAVITA"
HO ELA VELOGNO

Address

Lot 225 P/elle 13/82-83 Tanambao V
Toamasina
501

Telephone

+261341137130

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Coco Velogno Communication posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Coco Velogno Communication:

Share