HITA team

HITA team Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HITA team, Non-Governmental Organization (NGO), Tsararivotra, Toamasina.

Aoka izay ny tsy fandriampalemana ka aoka isika rehetra mba hifanometanana indray mitoraka ity ,tsy hijery fotsiny rehef...
05/03/2025

Aoka izay ny tsy fandriampalemana ka aoka isika rehetra mba hifanometanana indray mitoraka ity ,tsy hijery fotsiny rehefa mahita na iza na iza miantso vonjy

Mila fanovana sy firaisankina fa miha ratsy ny tsy fandriampalemana eto amintsika Toamasina eto.Tsy vitany ady mpiainana...
05/03/2025

Mila fanovana sy firaisankina fa miha ratsy ny tsy fandriampalemana eto amintsika Toamasina eto.
Tsy vitany ady mpiainana efa mafy dia mbola miampy tsy fandriampalemana koa.
Ny mpiara-belona tsy mifamonjy noho ny tahotra nefa io mintsy vaomay manome vahana ny ratsy ka andao antsika hiaraka hanova fa fotoana izao ekena mety tsy fahadisoantsika izao kanefa isika ihany no tompon'andraikitra

Mandriampiadanana namana Tahina fa tsy ho adinonay ianao sy mirary fiononana feno ho an'ny fianankaviana.

Aoka izay ny tsy fandriampalemana 🇲🇬✊

07/02/2025

🇲🇬 Allô Allô Malagasy namako🇲🇬

➡️Ho antsika rehetra na tanora na olon-dehibe na mpitarika fikambanana na tsia ka liana amin'ity programa ity ,aza misalasala mifandray aminay.

➡️Eto koa izahay miantso antsika rehetra izay malala-tanana mba hanaona anay amin'io hetsika fanovana na ara soso-kevitra io na ara-pitaovana ho fanatanterahana izany programa iombonana izany.

"Adao ary hiaraka isika fa fotoana izao ,ny fihavanana no nampiray antsika ary ny firaisan-kina kosa no nahavitantsika namaha ny olona iombonana"

Andao ary fa fotoana izao,Tonga ilay fotoana nandrasantsika rehetra ka manasa antsika mba ho tonga fa anao zavatra tsara...
18/12/2024

Andao ary fa fotoana izao,
Tonga ilay fotoana nandrasantsika rehetra ka manasa antsika mba ho tonga fa anao zavatra tsara isika ho fandraisan'andraikitra manoloana ireo olana maro samy hafa mahazo ny fiara-monina Malagasy

Aza mba miandry izay ataon'ity firenena ity ho anao fa manaova ianao izay mba azanao atao ho an'ity firenena mamintsika ...
07/12/2024

Aza mba miandry izay ataon'ity firenena ity ho anao fa manaova ianao izay mba azanao atao ho an'ity firenena mamintsika ity.
Tsy ireo mpanimba ity firenena ity ihany no antony mampilentika ity firenentsika ity fa ireo mijery fotsiny sady tsy mandray andraikitra no tena mamotika ity firenenantsika ity.
Ka andao ary isika rehetra mba samy andray andraikitra hiara-hanova sy hiara-tafita.
Andriamanitra anie hiaro antsika rehetra

Cleanup day event izay nototosaina ny Asabotsy 21 Septambra 2024 niarahana t@ association des jeunes teto Toamasina ho f...
22/09/2024

Cleanup day event izay nototosaina ny Asabotsy 21 Septambra 2024 niarahana t@ association des jeunes teto Toamasina ho fanadiovana 🌍

11/08/2024

Indray andro any dia mbola handroso sy hiadana ny vahoaka Malagasy.
Aza kivy ry havako,

Arabaina isika rehetra tratran'ny asaramanitra ee🇲🇬
26/06/2024

Arabaina isika rehetra tratran'ny asaramanitra ee🇲🇬

11/06/2024

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Richard Chrisant, Thè Fà, Rolland Ravalisoa

09/06/2024

Izahay tanora Malagasy dia mbola vonona hanarina ny firenena ary tsy ho kivy 🇲🇬

19/05/2024

Raha tsy misy ny fahakiviana dia tsy misy antony ilana ny fanantenana ka aza avela ho faty ny fanantenananao

Address

Tsararivotra
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HITA team posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share