25/07/2024
Te hanohana anay ve ianao ⁉️
Manasa anao mba hanjifa ireto confitures matsiro kely ireto 🤗🥰
Confiture goavitsinahy 😋
Vokatra natoraly, afaka atao anaty m**o rehefa hisakafo maraina.
Na atao goûter amin'izao vacances izao 🤩😍
Afaka jifainao amin'ny membres rehetra ato amin'ny RéSOMI amin'ny vidiny 8.000 Ariary
Ity moa no hetsika ataonay mba hanangonana ny fond amin'ireo asa sosialy izay sahaninay 🙏
Ndao mba hanjifa daholo ary fa ianao ho voky moa ny adidy eo anivon'ny mpiara- belona vita 😘
RéSOMI : Un Avenir plus sain