Association JoG FiVy

Association JoG FiVy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association JoG FiVy, Nonprofit Organization, Ivato, Toamasina.

10/03/2026
Randonnee 8 Mars 2026.Ambohimanambola Batou bitch. Misaotra ny rehetra am FIOMBONANTSIKA foana🙏. Ny FIFAMPITAIZANA dia T...
10/03/2026

Randonnee 8 Mars 2026.Ambohimanambola Batou bitch. Misaotra ny rehetra am FIOMBONANTSIKA foana🙏. Ny FIFAMPITAIZANA dia TSY mionona fotsiny amin'resaka ara-moraly, na arabatana na arapanahy, Fa ndrindra eo ko ny fialamboly entina mampiavaka Izany. Anisan'singa entina hamalifalina ny mpikambana😄. Ka tsy ho bontolo fotsiny fa tena iray Aina am zavatra rehetra ka aharitra ao am fikambanana💪. Fotoanantsika manaraka 10 Mai. Alasora. Randonnee decouverte Hatrany...Vonona Hatrany koa izahay HANDRAY REO NAMANA ZAY MBOLA ANY HOANY,Aza misalasala,aza LANIANA AM zavatra HAFA NY fotoananao. Anaty Fikambanana ihany koa no ahafahana tena mvelatra am zavatra rehetra. Association JOG FiVy Ankadindravola. 🏍️🏍️🏍️🏍️

Miarahaba ny rehetra😊. Vita soamantsara ny fifampiarabana nahatratrarana ny taona vaovao ary ndrindra NANDRAISANA REO MP...
08/02/2026

Miarahaba ny rehetra😊. Vita soamantsara ny fifampiarabana nahatratrarana ny taona vaovao ary ndrindra NANDRAISANA REO MPIKAMBANA VAOVAO😊. Mankasitraka ny mpikambana rehetra😊. FA NY VAOVAO AVY AMINAY FIKAMBANANA ASSOCIATION JOG FIVY ANKADINDRAVOLA :Zay HOMENAY ny fokontany 3,Ilaovola,Ankadindravola,AMBODIRANO.MARO NY ASA SOSIALY EFA NATAONAY, TOY NY FANAMBOARANA FOTODRAFITRASA IOMBONANA, FIZARANA ARENDRINA HOAN'KILONGA, FAMPIANARANA FITENY VAHINY MAIMAIMPOANA, FANADIOVANA TANANA. MARO NY MpANARAKA ANAY, ARY FANTATRAY FA MANOHANA ANAY NAREO NA IZANY SNS. FA AMTY NDRAY MTORAKA TY DE ASA SOSIALY"FAMPANAN'ASA HOAN'REHETRA TSY ANKANAVAKA NO HOATAO.. HISY NY FAMPIOFANANA ASA, KA SANTARINTSIKA AM FAMPIOFANANA MANAMBOATRA SAVONY IZANY. HOLAZAINAY ETO FOANA NY VAOVAO FA MBOLA MISY LAMINASA ATAONAY.. DE MRARY SOA ANTSIKA E. Association JoG FiVy Ankadindravola🏍️🏍️

Zahay association JOG FiVy Ankadindravola Ivato dia Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2026.mirar...
13/01/2026

Zahay association JOG FiVy Ankadindravola Ivato dia Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2026.mirary fahasalamana ndrindra hoantsika rehetra tsy ankanavaka. Satria zany no voalohankarena😊. Ka dia mirary ny tsara e. Fa HOAN'MPIKAMBANA rehetra.ny ALAHADY 8 FEBROARY NY FOTOANA FIVORIAMBE ANTSIKA INDRAY,AMINIO KO NO HANAOVANTSIKA FETY FIFAMPIARABANTSIKA REHETRA NAHATRATRA NY TAONA VAOVAO. HANDRAY MPIKAMBANA VAOVAO KOA TSIKA AMINIO😊. DE AZA ADINO NY FOTOANANTSIKA ARY👉. FA ETO ZAHAY DIA MANENTANA HATRANY. HOANAO TANORA NAMANA SNA. TSY VOATERY MANANA MOTO VAO TAFIDITRA ATO FA NY TANJONA DIA, NY MBA HIOMBONANTSIKA AO ANATINA FIFAMPITAIZANA ZAMY TANORA. MBA TSY ANDEHANANTSIKA HOANY AM LALANKAFA. TOY NY FIDOROHANA ZAVA_MAHADOMELINA SNS. NDAO HIOMBONA ANATY FIKAMBANANA KA HIFANABE, HIFAMPIZARA SY HANDRAY REO ANDRAIKITRA MARO SAMIHAFA. AZA LANIANA AM ZAVATRA TSY ANTONY NY ANDRO AO SY NY FOTOANANAO. VONONA ZAHAY HANDRAY AMPITIAVANA. Association JOG FiVy Ankadindravola

"FA MPAMONJY NO TERAKA ANIO AO ANTANANAN'DAVIDA, DIA KRISTY TOMPO".ARY "ARAHABA RYAY NOSOAVINA NY TOMPO HOMBANAO. ZANY N...
25/12/2025

"FA MPAMONJY NO TERAKA ANIO AO ANTANANAN'DAVIDA, DIA KRISTY TOMPO".ARY "ARAHABA RYAY NOSOAVINA NY TOMPO HOMBANAO. ZANY NO FIARABANA ENTINAY ASSOCIATION JOG FiVy Ankadindravola iarahana antsika rehetra tsy ankanavaka amzao andro sarobidy izao. Mirary ny soa SY ny tsara rehetra HOANTSIKA. Ary ho fety FENO FIADANANA, FILAMINANA. ARY NDRINDRA HO TERAKA AO AMPONTSIKA MANDRAKARRIVA JESOA ZAZA. TAHIAN'ATRA DAHOLO. Association JOG FiVy Ankadindravola Ivato

Faly miarahaba antsika rehetra, 😁.eto izahay ASSOCIATION JOG FiVy Ankadindravola Ivato dia:MIRARY SAHADY NY NOELY SAMBAT...
20/12/2025

Faly miarahaba antsika rehetra, 😁.eto izahay ASSOCIATION JOG FiVy Ankadindravola Ivato dia:MIRARY SAHADY NY NOELY SAMBATRA SY TAOMBAOVAO HOANTSIKA Malagasy rehetra tsy ANKANAVAKA, ARY HOAMBINIM-PIFALIANA SY FAHASOAVANA HATRANY. 😁. ETO KOA ZAHAY DIA MANENTANA NY TANORA NAMANA TSY ANKANAVAKA NA LAHY NA VAVY, HIARAKA HIVONDRONA AO ANATINZANY FIKAMBANANA IZANY. NY TANJONA DIA "TANORA MIFAMPITAIZA SY MIFANABE, ARY MANDRAY ANDRAIKITRA💪. ZANY NO TANJONA FA AZA DIA VARIANA MANDANY FOTOANA ETSY SY EROA AM ZAVATRA TSY ANTONY. NDAO HIVONDRONA ANATY FIKAMBANANA. AZA MISALASALA MANATONA FA VONONA HANDRAY AMPITIAVANA IZAHAY. Mirary soa antsika rehetra 😁. Association JOG FiVy Ankadindravola Ivato.

Miarahaba😁. Nafinaritra ny FIALAMBOLY fitsangatsanganana NIARAHANA TAM mpikambana TAM Alahady 9 novambra lasa teo.mafina...
19/11/2025

Miarahaba😁. Nafinaritra ny FIALAMBOLY fitsangatsanganana NIARAHANA TAM mpikambana TAM Alahady 9 novambra lasa teo.mafinaritra ny firaisankina ao anaty FIFANKATIAVANA. Satry tsy hisaraka... 😁. Fa hoanao, TANORA, NAMANA. NA LAHY NA VAVY. AZA LANIANA AM ZAVATRA HAFA NY FOTOANA AO FA NDAO HIVONDRONA NA MIDIRA ANY ANATIN'RENY FIKAMBANANA IRENY. MARO NY TOMBOTSOA AM'IZY IRENY. ZANY NO HANENTANA AY NY TANORA REHETRA. NA TSY MANANA MOTO AZA. NY TANJONA DIA, TANORA MIFAMPITAIZA, TANORA MIFANABE, ARY TANORA HANDRAY ANDRAIKITRA EO AM MANODIDINA AZY.FA TSY FA HOANY FA HOOANY. MIRARY SOA NDRINDRA😁Association JoG FiVy Ankadindravola Ivato.

Miarahaba antsika rehetra. Ny fotoampialambolintsika ny aladhay 09.Novambra 2025 hoavy io. Andranovelona Temple. Fialant...
28/10/2025

Miarahaba antsika rehetra. Ny fotoampialambolintsika ny aladhay 09.Novambra 2025 hoavy io. Andranovelona Temple. Fialantsasatra kely izy io, ao anatin'fankafizana ny randonnee decouverte. Koa entanina isika HOAM firaisankinantsika Hatrany. Entanina koa ny NAMANA TSY ANKANAVAKA HIARAKA HANAMAFY NY FIOMBONANA ATO ANATIN'FIKAMBANANA. AZA LANIANA AM ZAVATRA HAFA NY FOTOANA AO FA ANDAO HIARAKA IFAMPITAIZA ISIKA,ARY NY FIDIRANA AO ANATIN'FIKAMBANANA IRAY IHANY NO AHAFAHANA MAMPANDROSO NY SAHATRA IRAY. Assoctiaon JOG FiVy Ankadindravola Ivato

Faly miarahaba antsika rehetra. 😁. HIFARANA Am5 JOLAY hoavy zao ny ASA SOSIALY FAMPIANARANA FITENY VAHINY, FRANTSAY SY A...
18/05/2025

Faly miarahaba antsika rehetra. 😁. HIFARANA Am5 JOLAY hoavy zao ny ASA SOSIALY FAMPIANARANA FITENY VAHINY, FRANTSAY SY ANGLISY,ZAY NO KARAKARAIN'ASSOCIATION JOG FiVy Ankadindravola Ivato. Fantatray fa. Miandry zava, baovao SY asa ATY aminay nareo. Ary isaoranay foana Ianareo fa betsaka ko manarakanay ary koa manohana. Fa zahay KOA TSY HIJAN FA HANDROSO, IARAKA ISIKA. TSY ADINONAY MANOKANA FKT Ankadindravola, eo ko faritra HAFA. Mankasitraka ny MPIKAMBANA MARO VAOVAO VAO NIDITRA IHANY KOA. 🙏. Association JOG FiVy Ankadindravola Ivato=, tanora mandray andraikitra

Address

Ivato
Toamasina

Telephone

+261347556704

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association JoG FiVy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share