31/07/2026
allรด allรด aza adigno RDV ntsika arapitso โค๏ธ๐คฉ๐ misotra betsaka tompoko
๐ข๐ฆท NOHO NY FANGATAHAN'NY OLONA MAROโฆ MIVERINA INDRAY NY ETSIKA FANGALANA NIFY SY VAZANA MARARY! ๐ฆท๐ข
Taorian'ilay hetsika ara-pahasalamana nahomby natao ny Asabotsy 04 Jolay 2026, dia maro no nangataka ny hiverenan'ity tolotra ity.
๐ Aza avela hanelingelina ny fiainanao ny nify marary! Raha efa tonga amin'ilay hoe: "Mihinana amin'ny ilany iray sisa aho!" ๐คญ dia izao no fotoana hanaovana vahaolana.
โ
Fangalana nify sy vazana marary izay tsy azo tsaboina intsony, atao am-pilaminana sy am-pitandremana.
๐ฆท Ny fitaovana rehetra ampiasaina dia voadio sy voasterilize tsara araka ny fenitra ara-pahasalamana, mba hiantohana ny fiarovana sy ny fahasalaman'ny marary tsirairay.
๐
Daty: Sabotsy 01 Aogositra 2026
๐ Fanoratana anarana: Manomboka izao.
โฐ Fizarana carnet: 06:30 maraina
๐ฉบ Fanombohan'ny asa: 08:00 maraina
๐ Toerana: Clinique ARITINA, Tsarahonenana Betainomby, Tamatave II, akaiky FIP Verrerie.
๐ Antsoy dieny izao: 034 22996 71
๐ง Email: [email protected]
โ ๏ธ Vonjovonjeo fa voafetra ny toerana! Aza miandry hoe vao tsy zakanao intsony ny fanaintainana vao tonga.
๐ Tongava maro ary zarao amin'ny havana sy namana mba hahafahan'izy ireo misitraka ity tolotra ity.
๐ Clinique ARITINA โ Ny fahasalamanao no laharam-pahamehanay.
MERCI DR๐คฉโค๏ธ๐๐
Mankasitraka indrindra anao, Dokotera.
Mahay mampahazo aina sy mampiresaka ny marary ianao, ka na dia marary aza ny fitsaboana dia tsy dia tsapa firy satria ampitsikinao sy ampaherezinao foana izy ireo.
Mirary fahombiazana hatrany!