23/05/2024
Formation Gratuite! Maimaimpoana eto Toamasina! Fiofanana maimaimpoana manamboatra:
-Shampoing cheveux ( atao @ volo na randrana )
-Ranon-tsavony ( Savon liquide)
-Vaingan-tsavony (Savon solide)
-La bougie
-Vinaigre
-Eau de javel
100% pratique ( HITA MASO )
Ahafahanao mamorona asa avy hatrany rehefa mahavita ilay fiofanana ianao
Toerana anaovana ilay formation: Ao @ Ecole la Farandole Tanambao V ( Ecole faharoa ampitany poste ambolomadinika )
Gratuit na mamaimpoana ny fiofanana fa vidiny ireo akora ilaina sy polycope ingrédients ihany no aloa amin'ny sarany 20 000 Ariary ihany.
Andro iray tokana ihany no anaovana ilay formation maimaimpoana dia ny :
-Asabotsy le 25 Mai manomboka @ 10 ora maraina ka hatramin'ny 05 ora hariva
Ny fitaovana ilaina dia :
-Cahier sy stylo
-Mitondra tavoangy plastique 0,5 L anakiroa sy Verre a jeter 1( anakiray )
Fanazavana fanampiny dia miantso ny laharana 0347167234 na 0327891520
Aza misalasala misoratra anarana mialoha ato amin'ny pejy facebook na alefanao mivantana par Mp na par SMS ny anaranao sy contact nao raha vonona hiatrika ilay fiofanana ianao
NB: Aoka mba izay liana sy vonona hanao ilay fiofanana no miditra mp Tompoko !