07/07/2026
π πππππ‘πππ©ππ -π£ππ₯ππ§π₯π¬ π‘π¬ π§ππ‘π’π₯π ππ§π¦ππ‘ππ‘ππ‘π
ππ’π‘π¦πππ π₯ππππ’π‘ππ ππ ππ πππ¨π‘ππ¦π¦π ππ§π¦ππ‘ππ‘ππ‘π
β
Taorianβny fifidianana izay notanterahinβireo Filankevitra Kaominalin'ny Tanora (Conseil Communal de la Jeunesse - CCJ) miisa 7 eto aminβny Faritra Atsinanana, dia voafidy ho Filohanβny Conseil RΓ©gional de la Jeunesse (CRJ) Atsinanana i Ramatoakely Roelia Lelaka.
π€Maneho fiarahabana sy fankasitrahana lehibe ho azy ny Fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Atsinanana (DRJS Atsinanana) noho izao andraikitra lehibe natolotry ny tanora aminy sy noraisiny izao.
π―Mirary fahombiazana feno ho an-dRamatoakely Roelia Lelaka izahay aminβny fanatanterahany ny andraikiny, mba hahaleo, hahalasagna ary hahavita be aminβny asa hiantsorohany.
πManantena izahay fa hitondra avo ny feonβny tanora, hanamafy ny firaisankina, ary hampiroborobo ny fandraisanβanjaranβny tanora aminβny fampandrosoana ny Faritra Atsinanana izy.
"πππ£ππ§π πππππππ ππ£π
π§ππππππ§π, π’ππ’ππ©ππππ πππ§ππ©ππ π’ππ£π
π§ππ¨π."