14/03/2026
Fanohizana ny asa sosialy nataon'i fikambanana dia nanamboatra lalana teo @ axe Fanjava sy nanao Pont teo @ Axe Mitoto vary ny ekipa ny Association M-Iray.
Nahafinaritra ny fiarahamiasa ary vita soamantsara ny asa natao.
Mankasitraka indrindra ho an'izay namaly ny antso ary manantena antsika mbola ho tonga maro .
"Tanàna sambatra dia tanàna M-Iray hina".