Morarano Analakininina Toamasina

Morarano Analakininina Toamasina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Morarano Analakininina Toamasina, Toamasina.

01/04/2026
FANDALOVAN'I GEZANI,Ho anareo vondrona na Fikambanana te hanohana na hizara fanampiana ho an'ny Mponina ato anatin'ny Ar...
16/02/2026

FANDALOVAN'I GEZANI,

Ho anareo vondrona na Fikambanana te hanohana na hizara fanampiana ho an'ny Mponina ato anatin'ny Arrondissement Morarano,

- Midira mivantana amin'ilay Fokontany
- Manaova Porte à porte
- Jereo mivantana ny zavamisy
- Manaova fanadihadihana isantokantrano
- Atero mivantana ilay fanampiana
- Misy tanora maro eto afaka manampy amin'ny fibatana entana.

Tsy misy manana ny ampy, fa sambatra izay mifanampy.

RIVODOZA GEZANIPotika hatramin'ny 80% i Morarano Analakinina.Manao antso avo Ragnandria, Vonzeo Charô!Asika hifagnampy, ...
13/02/2026

RIVODOZA GEZANI

Potika hatramin'ny 80% i Morarano Analakinina.

Manao antso avo Ragnandria, Vonzeo Charô!

Asika hifagnampy, hifagnome tagna.

11/11/2025

🇲🇬tana : mody amzay akia malala
🇲🇬 farafangana : tsy lala gne atinao me mody amboa Maty ty😂

Manomboka Jeudi izao fiandraisana dossier ato @ Faly export photocopie CIN sy sary tapaka aterinao a mainAdresse : Burea...
30/09/2025

Manomboka Jeudi izao fiandraisana dossier ato @ Faly export
photocopie CIN sy sary tapaka aterinao a main

Adresse : Bureau ampilaolava route vers Ivoloina !! 500m miala orin'asa HITA, 100M miala Station Total

N.b: 9h_11h45 ihany no mandray
18_45 ans ihany no afaka raisina
contact : 0341108885 ( Afaka antsoina 8h_12h et 14h_17h) Lundi_vendredi

Mba approuvé azafady 🙏Sao mba misy mahafantatra an'i Tahiry Mpitondra cyclo-pousse ( antesaka io zalahy io ).Mba hagnome...
28/05/2025

Mba approuvé azafady 🙏
Sao mba misy mahafantatra an'i Tahiry Mpitondra cyclo-pousse ( antesaka io zalahy io ).
Mba hagnome informations fa misy havana mipetraka Suisse mila anazy.
Na Raha afaka mahazo numéro-ny n'a olona akaiky azy.
Misaotra amin'ny fiarahamiasa 🙏

28/11/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mih Ar, Ma Pompe Tany, Monique Leoncine

TOAMASINA 📢📢FIOFANANA BÔJO HO ANTSIKA ETO 📢📢Ny Minisiteran'ny Fampianarana Teknika sy Fiofanana Arak'asa  dia manolotra ...
28/11/2024

TOAMASINA

📢📢FIOFANANA BÔJO HO ANTSIKA ETO 📢📢

Ny Minisiteran'ny Fampianarana Teknika sy Fiofanana Arak'asa dia manolotra FIOFANANA MAIMAIM-POANA ho an'ny daholo be tsy anavahana taona , fari-pahaizana .

Seha-piofanana maro toy ny MECANIQUE AUTO, MECANIQUE MOTO, OUVRAGE BOIS, OUVRAGE METALLIQUE,BTP, CUISINE, PATISSERIE ,COUPE ET COUTURE ,COIFFURE INFORMATIQUE sy ny maro hafa tsy ho voatanisa ...no atalotray ho anareo.

Tsy diso anjara amin'izany ihany koa ireo tra-pahasembanana .

Arak'izany dia asaina antsika jiaby izay liana ho tonga hisoratra anarana amin'ny SABOTSY FAHA 30 NOVAMBRA 2024 amin'ny 09 Ora ao amin'ny GYMNASE SOAVITA.



HAFA
BÔJO

"Ôlo mahay raha,tsy very mandeha"

08/10/2024

🛫🇺🇸 Te-hifindra monina any Etazonia ve ianao?
Efa misokatra izao ny fisoratana anarana amin’ny Diversity Visa Program 2026 - ahafahanao miditra amin’ny fisarihana eran-tany mety hahazoana izany visa fifindramonina izany.

✅ TOKANA IHANY ny fomba ahafahanao misoratra anarana dia ao amin’ny tranonkala dvprogram.state.gov
✅ TSY MISY SARANY ny fisoratana anarana
❌ TANDREMO NY HOSOKA SY MPISOLOKY, tsidiho ny tranonkala ahafantaranao ireo karazana fisolokiana sy hisorohanao izany: travel.state.gov/dvfraud
ℹ️ Fanampim-panazavana: travel.state.gov/dv
—-
🛫🇺🇸 The 2026 Diversity Visa Program is now open!
✅ The ONLY way to enter is through dvprogram.state.gov
✅ There is NO fee to enter
❌ Beware of fraud: travel.state.gov/dvfraud
ℹ️ Learn more: travel.state.gov/dv

Our State Department Web site for the 2026 Diversity Visa Program (DV-2026) is now open. The entry submission period for DV-2026 is from 12:00PM EDT (GMT -4) on October 2, 2024 to 12:00PM EST (GMT -5) on November 5, 2024. The entry form will only be available for submission during this period and th...

Da mbola asa hafa koa
29/08/2024

Da mbola asa hafa koa

Asa magnaraky
29/08/2024

Asa magnaraky

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Morarano Analakininina Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share