OTIV zone "Littoral"

Call Website Contact the organization

OTIV zone "Littoral" Institution de Microfinance oeuvrant dans la Région Atsinanana, Analanjirofo et Ambatosoa - Madagascar

Félicitations, BEPC en poche 🎊🎊Ny ✅Crédit scolaire OTIV MAHATAFITA✅ dia miarahaba ireo afaka BEPC rehetra. Arahabaina ir...
17/07/2026

Félicitations, BEPC en poche 🎊🎊

Ny ✅Crédit scolaire OTIV MAHATAFITA✅ dia miarahaba ireo afaka BEPC rehetra. Arahabaina ireo ankizy sy tanora niezaka mafy, tsy adino ihany koa ireo Ray aman-dreny ‼️

Hiatrika fidiran'ny mpianatra indray ary izao :
1️⃣Mbola misokatra manerana ny OTIV rehetra ny Crédit scolaire OTIV Mahatafita
2️⃣Tombontsoa miavaka ho anao Ray aman-dreny :
* Fangatahana iray ihany ho an'ny mpianatra isaky ny ambaratonga rehetra
* Natao ho an' izay rehetra ilaina momba ny fianarana
* Maivana ny fotoana famerenana

Ny tena tsara indrindra ? Manatona mivantana eny amin'ny OTIV-nao. Misokatra ny Alatsinainy ka hatramin'ny Asabotsy tapany maraina

06/07/2026

Zava-dehibe ny fianarana
Mirary soa ho an'izay miatrika ny BEPC
Toy izany koa ho an'ireo ray aman-dreny manohana eny foana

26/06/2026
21/06/2026

Mirary soa sy miarahaba ny ray rehetra: andrin'ny ankohonana, tokin'ny vady aman-janaka,modely ho an'ny taranany

Satria sarobidy aminay koa ny hahatafita ny fianaran'ny zanakareo :✔ Efa misokatra manerana ny OTIV rehetra ato anatin'n...
17/06/2026

Satria sarobidy aminay koa ny hahatafita ny fianaran'ny zanakareo :

✔ Efa misokatra manerana ny OTIV rehetra ato anatin'ny tambazotra OTIV ZL
✔ Misy avokoa na ny eny amin'ny Agences na eny amin'ireo Guichets (Annexes)
✔ Mitovy tantana avokoa ny fandrasiana ny fangatahana rehetra na eny amin'ny Agences na eny amin'ny Guichets (Annexes)


Mirary soa ho anareo rehetra hiatrika ny CEPEMirary soa ho an' ireo ray aman_dreny ihany koa tsy hitebiteby be loatra  #...
14/06/2026

Mirary soa ho anareo rehetra hiatrika ny CEPE
Mirary soa ho an' ireo ray aman_dreny ihany koa tsy hitebiteby be loatra
# otiv zl credit scolaire MAHATAFITA

☀ Efa misokatra eny amin'ny OTIV rehetra ato anatin'ny Faritra Atsinanana sy Analanjirofo ny Crédit Scolaire OTIV "MAHAT...
12/06/2026

☀ Efa misokatra eny amin'ny OTIV rehetra ato anatin'ny Faritra Atsinanana sy Analanjirofo ny Crédit Scolaire OTIV "MAHATAFITA " ☀


🕐 Manan-danja be ny safidinao ‼️Ny soa aloha vao ny mahafinaritra :✔️Ampitomboy ny volanao : Kajiagna mamaitra, DAT Plus...
09/06/2026

🕐 Manan-danja be ny safidinao

‼️Ny soa aloha vao ny mahafinaritra :
✔️Ampitomboy ny volanao : Kajiagna mamaitra, DAT Plus OTIV ZL
✔️Hitaro ny fidiram-bolanao
✔️Tsinjovy ny ho avin’ny taranakao : Tolotra tsy mandigny Crédit scolaire

🟢⚪️Ny OTIV ZL dia miaraka aminao hatrany amin'ny programa mahasoa anao⚪🟢



✅ Ny antsasaky ny manana kaonty ato amin'ny OTIV ZL dia vehivavy✅ Anisan'ny mavitrika manao tahiry ny vehivavy✅ Mampiasa...
31/05/2026

✅ Ny antsasaky ny manana kaonty ato amin'ny OTIV ZL dia vehivavy
✅ Anisan'ny mavitrika manao tahiry ny vehivavy
✅ Mampiasa findramam-bola OTIV ny vehivavy ary mahafa-po ny ezak'izy ireo amin'ny famerenam-bola ara-potoana

Amin'izao andro natokana hiarahabana ny reny izao dia tsy hainay ny tsy hanome haja mendrika an'ireo reny rehetra tsy ankanavaka , eny na mpikambana na ny mbola hanokatra kaonty; na inona asa ataony na ao an-tokantrano na ivelan'ny tokantrano.

Andry mampandroso ny tokantrano, ny fiaraha-monina ary ny toe-karena ny reny. Mamolavola ny taranaka ihany koa ny reny ka iankinan'ny ho avy .

Ny OTIV ZL dia mirary ny reny rehetra ho lava andro iainana, ho salama sy ambinina amin'ny asa ataony.

Mirary soa 🌈

Address

Villa Sandry, 25 Rue De La Libération
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 07:00 - 17:30
Wednesday 07:00 - 17:30
Thursday 07:00 - 17:30
Friday 07:00 - 17:30
Saturday 07:00 - 12:00

Telephone

+261342853324

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OTIV zone "Littoral" posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to OTIV zone "Littoral":

Shortcuts

Share