11/04/2026
🔵🔵🔵🔵 Vaovao mahafaly ho antsika eto Toamasina ! ⭐️⭐️⭐️⭐️
🔥🔥Ho tonga eto amin’ny Centre MANANTSOA ny Dr ZODALY Noël ny 25 sy 26 Aprily 2026
👨⚕️ NDAO HOFANTARINA KELY ARY IZA MOA IZY ⁉️
✅ Mpampianatra sady mpikaroka,
( Enseignant - Chercheur )
✅ Neurologue
( Spécialiste du système nerveux )
Manampahaizana momba ny atidoha
✅ Neuropsychologue (Mémoire , Langage , Comportement , Apprentissage )
✅ Psychothérapeute (manohana sy manampy ny fianakaviana),
🩸Inona no ho fandaharam-potoana miaraka aminareo ⁉️
👉🏼 Valiny amin’ireo fanontaniana mibosesika ao an-tsainao mandrindra ny Séance d’Information et de Partage
👉🏼 Fizahana mifanaraka amin’ny filanareo mandritra ny Séance de Consultation
👉🏼 Fanaraha-maso sy fanohanana mifanaraka amin’ny filàn’ny zanakareo
⏰⏰ Tongava ary fa tena VAHAOLANA sy FANAMPIANA azo tsapain-tanana ho an’ny zanakareo ity ,
📅 Fandaharam-potoana :
🔹 Asabotsy 25 Aprily 2026 amin’ny 08:30 : Fizarana sy fifanakalozan-kevitra miaraka amin’ny ray aman-dreny,
Misokatra ho an’ny rehetra amin’ny sandany manokana
🔹 Asabotsy 25 tolakandro sy Alahady 26 Aprily 2026 : Fizahana ( Consultation ) sy Fakan-kevitra ary fanarahana ( Contrôle ) ho an’ny ankizy, misy sandany manokana
📍 CES MANANTSOA ,
Ankirihiry Sud -
ℹ️ TENA ILAINA ary TSY MAINTSY ATAO ny misoratra anarana mialoha ho fandaminana
📞 Midira Mp na Antsoy mivantana ny Centre amin’ny 038 59 916 65 hakana Renseignements mazava sy hakana Rendez-vous
💯💯💯 ASAINA MANOKANA ny ray aman-dreny rehetra manana ankizy “hafakely” handray anjara !