04/07/2025
SBS Madagascar dia misehatra koa @ ecotourisme. Izany indrindra no nahatonga anay nanao fitsidiana ity nosy kely antsoina hoe Moyenne Island ity any moa no misy Seychelles azy. Izy ity dia anisan'ny nosy akaiky Mahe Island, izay mahasarika mpizahatany maro ary anisan'ny parc national sy manana ny tantara mampiavaka azy. Ireto sary vitsivitsy ireto no entinay ho anareo androana izay sary maneho toerana maromaro tazana nandritra ny fandalovanay tany Moyenne. Mirasoa daholo oh!