Lovitao FLM Tanjombato

Lovitao FLM Tanjombato FSFLM Tanjombato

272 ème Avana Ararata 🌈

Andiany Khaniwara 🐺

"Le louveteaux est un ami pour tous et un frère pour les autres louveteaux "Angon-tsary vitsivitsy nandritran'ny Haza le...
17/03/2026

"Le louveteaux est un ami pour tous et un frère pour les autres louveteaux "

Angon-tsary vitsivitsy nandritran'ny Haza lehibe Faritra Matio izay natao ny Sabotsy 14 Martsa lasa teo πŸ₯°

β˜˜οΈπ…π€ππ„πŠπ„ππ€ πŒππˆπ€ππƒπ‘π€πˆπŠπˆπ“π‘π€ π“ˆπ“Ž π…π€ππŽπ‹πŽπ‘π€ππ€ π“πŽππˆπ€βšœοΈπŸŸ‘β€”πŸŸ’β€”πŸŸ β Indro ny mpanompoko, izay nofidiko, ny malalako, izay sitraky ny f...
17/03/2026

β˜˜οΈπ…π€ππ„πŠπ„ππ€ πŒππˆπ€ππƒπ‘π€πˆπŠπˆπ“π‘π€ π“ˆπ“Ž π…π€ππŽπ‹πŽπ‘π€ππ€ π“πŽππˆπ€βšœοΈ
πŸŸ‘β€”πŸŸ’β€”πŸŸ 

❝ Indro ny mpanompoko, izay nofidiko, ny malalako, izay sitraky ny foko indrindra; Hapetrako ao aminy ny Fanahiko, ary hitory ny rariny amin’ny jentilisa Izy❞
Matio 12 : 18

Dera sy laza hatrany anie no asandratra ho an’ilay Andriamanitra Tompon’ny asa amin’izao fandrosoan’ny mpanompony hiroso amin’ny lalindalina kokoa izao.

Fifaliana lehibe ho an’ny Fiangonana manontolo ary indrindra ny Fivondronana AVANA Ararata CCLXXII no manasa an’ise hiombom-po amin’ny vavaka noho ny Fanekena Mpiandraikitra sy Fanolorana Tonia Tily🫢🏾

β›ͺ: FLM Tanjombato Fiadanana Ararata
πŸ—“οΈ: Alahady 22 Martsa 2026
⏰ : 10 ora 30'

Alao hery ary r’ise ary mirary soa sahady ireto MP iretoπŸ’™πŸ§‘

Akony fankalazana ny fanokafana ny faha 90 taona ny lovitao Zahay koa anie tany eeπŸ˜‹πŸ˜‰
01/12/2025

Akony fankalazana ny fanokafana ny faha 90 taona ny lovitao
Zahay koa anie tany eeπŸ˜‹πŸ˜‰



FANOKAFANA FAHA-90 TAONA SAMPANA MAVO πŸŸ‘πŸŽ‰Ato daholo ve?? efa vonona ve iseπŸ₯³πŸ˜ŽJ-1 isika izao an
28/11/2025

FANOKAFANA FAHA-90 TAONA SAMPANA MAVO πŸŸ‘πŸŽ‰

Ato daholo ve?? efa vonona ve iseπŸ₯³

😎J-1 isika izao an




FANOKAFANA FAHA-90 TAONA SAMPANA MAVO πŸŸ‘πŸŽ‰πŸ˜ŽJ-2 isika izao
27/11/2025

FANOKAFANA FAHA-90 TAONA SAMPANA MAVO πŸŸ‘πŸŽ‰

😎J-2 isika izao




27/11/2025
21/06/2025

Un grand merci Γ  mes nouveaux followers ! Sariaka Nantenaina Olivia, Meva Ihorenantsoa

Andiany Faharoa πŸ˜‰
17/06/2025

Andiany Faharoa πŸ˜‰

"Hapetrako ao Aminy ny Fanahiko Ary hitory ny rariny amin'ny jentlisa Izy"Matio 11:18dSkoto IzahaySkoto Izahay Skoton'i ...
17/06/2025

"Hapetrako ao Aminy ny Fanahiko Ary hitory ny rariny amin'ny jentlisa Izy"Matio 11:18d

Skoto Izahay
Skoto Izahay
Skoton'i Jesosinay
Tily Izahay,Tily izahay
Tilin'i Jesosinay

Ho tantarainay 'ny angon-tsary vitsivitsy indray ny akon'ny fisindan'ny FS FLM zay natao teny amin'ny Toby Fiaferana izay nandraisanay anjara ihany koa


Zahay koa anie Tany ee😎Tatitra an-tsary vitsivitsy ny fanonkanana ny Lalan'ny Tily eto MadagasikaraNatao ny Sabotsy 7 Jo...
10/06/2025

Zahay koa anie Tany ee😎

Tatitra an-tsary vitsivitsy ny fanonkanana ny Lalan'ny Tily eto Madagasikara
Natao ny Sabotsy 7 Jona lasa teo tenyTranombitsika Antsahamarofoza


Address

FLM Tanjombato
Tanjombato

Opening Hours

14:30 - 15:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lovitao FLM Tanjombato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share