FJKM Andon'i Hermona Soavinandriana

FJKM Andon'i Hermona Soavinandriana Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo

01/09/2026
Mofonaina anioAlatsinainy 30 Martsa 2026Mitarika ho amin' ny Fandinihan - tena ny TompoLioka 6 : 32 - 36Fa raha izay tia...
29/03/2026

Mofonaina anio
Alatsinainy 30 Martsa 2026
Mitarika ho amin' ny Fandinihan - tena ny Tompo
Lioka 6 : 32 - 36

Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota koa aza mba tia izay tia azy. Ary raha izay manisy soa anareo ihany no asianareo soa, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota aza mba manao izany ihany. Ary raha mampisambotra izay antenainareo fa mbola hanonitra ianareo, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota aza mba mampisambotra ny mpanota, handraisany toraka izany indray. Fa tiava ny fahavalonareo, ary manaova soa, dia mampisambora, fa aza kivy na amin'inona na amin'inona*, dia ho lehibe ny valim-pitianareo, ary ho zanaky ny Avo Indrindra ianareo; fa Izy mora fanahy amin'izay tsy misaotra sy ny ratsy fanahy. [*Na: aza manantena valiny] Aoka ho mpamindra fo ianareo mba ho tahaka ny Rainareo, Mpamindra fo. — Lioka 6 : 32 - 36

Perikopa herinandro masina Alahady 29 Marsa 2026 hatramin'ny Zoma 03 Aprily 2026
29/03/2026

Perikopa herinandro masina
Alahady 29 Marsa 2026 hatramin'ny Zoma 03 Aprily 2026

Mofonaina anioAlahady 29 Martsa 2026Mitarika ho amin' ny Fandinihan - tena ny TompoZakaria 9 : 9 - 11Mifalia indrindra, ...
28/03/2026

Mofonaina anio
Alahady 29 Martsa 2026
Mitarika ho amin' ny Fandinihan - tena ny Tompo
Zakaria 9 : 9 - 11

Mifalia indrindra, ry Ziona zanakavavy; Manaova feo fifaliana, ry Jerosalema zanakavavy; Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao*; Marina Izy sady manam-pamonjena**, Malemy fanahy sady mitaingina boriky Dia zana-boriky tanora. [*na: ho aty aminao] [**heb. voavonjy] Ary hofoanako tsy hisy kalesy intsony Efraima, Na soavaly any Jerosalema, hofoanana koa ny tsipika fiadiana, Ary hiteny fiadanana amin'ny jentilisa Izy; ny fanapahany dia hatramin'ny ranomasina ka hatramin'ny ranomasina Ary hatramin'ny Ony* ka hatramin'ny faran'ny tany. [*Eofrata] Ny aminao koa, noho ny ran'ny fanekena taminao No efa namoahako ny mpifatotrao avy tao an-davaka tsy misy rano. — Zakaria 9 : 9 - 11

Address

Soavinandrina Itasy
Soavinandriana
118

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Andon'i Hermona Soavinandriana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share