Générations XYZ pour la refondation de SAVA

Générations XYZ pour la refondation de SAVA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Générations XYZ pour la refondation de SAVA, Non-Governmental Organization (NGO), Sambava.

𝑨𝒍𝒂kamisy 𝒇𝒂𝒉𝒂 05 𝑴𝒂𝒓𝒕𝒔𝒂 𝟐𝟎𝟐6 Tontosa androany teto anivon'ny Kominina Ambanivohitra Doany Distrikan'Andapa - Faritra SA...
05/03/2026

𝑨𝒍𝒂kamisy 𝒇𝒂𝒉𝒂 05 𝑴𝒂𝒓𝒕𝒔𝒂 𝟐𝟎𝟐6

Tontosa androany teto anivon'ny Kominina Ambanivohitra Doany Distrikan'Andapa - Faritra SAVA ny fananganana ny Plateforme Nasionale Génération XYZ malagasy.
Vory maro ny solon-tenan'ireo vahoaka isan-tsokajiny izay nanotrona ny lanonana.
__Vonona atrany hifanome tanana amin'ny Filohan'ny Fanavaozana Col. Michaël RANDRIANIRINA.

__Indrindra fa vonona tanteraka hiara-hisalahy amin'ny fampandrosoana ny faritra sy Doany miaraka amin'Atoa Lehiben'ny Faritra SAVA Atoa 𝐑𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀 𝐁𝐫𝐚𝐬𝐬𝐢𝐥𝐢𝐯𝐞 𝐃𝐚𝐯𝐢𝐝 .
Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

01/03/2026

FANAMBARANA OFISIALY IRAISAN'NY
PLATE FORME NASIONALY GEN X,Y,Z MALAGASY FARITRA SAVA

Sabotsy 28 Febroary 2026

Fiarahabana tratry ny taona 2026 sy ny zaikabe niarahan’ny mpikambana ao amin’ny Plateforme Nasionaly Gen XYZ Malagasy e...
28/02/2026

Fiarahabana tratry ny taona 2026 sy ny zaikabe niarahan’ny mpikambana ao amin’ny Plateforme Nasionaly Gen XYZ Malagasy eto amin’ny faritra SAVA ary ny Komity Miaro ny Tolona (KMT) eto SAVA.
Vory maro ireo mpikambana avy amin’ny Distrika efatra, niaraka tamin’ireo solontenan’ny Kaominina Ambanivohitra maro manerana ny faritra, ka samy naneho hafaliana sy firaisan-kina avokoa.
Notronin’ireo olo-be sy raiamandreny eto amin’ny faritra SAVA ihany koa ny lanonana, izay nanome voninahitra sy hasina manokana ny fotoana.

15/02/2026

Notanterahina ny Alahady faha-15 Febroary 2026.

Tontosa soa aman-tsara teto anivon’ny Kominina Ambanivohitra Mahasoa (Bemarivo Ambony), Distrikan’i Sambava, Faritra SAVA, ny fananganana ny Plateforme Nasionaly Gen XYZ Malagasy.

Faly sy mirehareha ny mponina sy ny mpikambana noho ny fahazoana izao plateforme izao, izay heverina ho dingana lehibe amin’ny fampandrosoana sy fanamafisana ny fiaraha-miasa eo anivon’ny tanora sy ny fiarahamonina.

Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

Anio a lakamisy faha-12 Febroary 2026,tafatsangana tamin’ny fomba ofisialy eto amin’ny kaominina Ambanivohitra Fanambana...
12/02/2026

Anio a lakamisy faha-12 Febroary 2026,
tafatsangana tamin’ny fomba ofisialy eto amin’ny kaominina Ambanivohitra Fanambana distrikan’i Vohemar – Faritra SAVA ny Plateforme Nasionaly Genre XYZ Malagasy.

👉 Vonona ny hijoro sy hiara-hiasa amin’ny Fitondram-panjakana mahefa, tarihin’Atoa Filohan’ny Fanavaozana Col. Michael, ny ekipa sy ny vahoaka eto an-toerana ho fampandrosoana ny faritra.
Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

Commune Rurale BELAOKO LOKOHODistrict ANDAPA Faritra SAVA.Teo ambany fitarihan’Atoa filohan’ny Plateforme Gen XYZ Malaga...
12/02/2026

Commune Rurale BELAOKO LOKOHO
District ANDAPA Faritra SAVA.

Teo ambany fitarihan’Atoa filohan’ny Plateforme Gen XYZ Malagasy eto amin’ny district Andapa dia tafapetraka amin’ny fomba ofisialy anio alakamisy 12/02/2026 ny birao.
Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

Talata faha 10 febriary 2026Tafajoro tamin'ny fomba ofisialy ny Plateforme nasionaly Gen XYZ Malagasy eto anivon'ny Komi...
10/02/2026

Talata faha 10 febriary 2026
Tafajoro tamin'ny fomba ofisialy ny Plateforme nasionaly Gen XYZ Malagasy eto anivon'ny Kominina Ambanivohitra Betsakotsako Andranotsara - Distrikan'Andapa - Faritra SAVA.

Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

01/02/2026

PLATEFORME NASIONALY GEN XYZ MALAGASY🇲🇬
📌 Tafajoro tamin’ny fomba ofisialy ny Alahady faha 01 Febroary 2026 ny Birao Plateforme Nasionaly Gen XYZ Malagasy eto anivon’ny Kaominina Ambanivohitra Marofinaritra Ankavia – Distrikan’Antalaha.

👉 Mijoro hatrany ny ekipa, satria ny fanavaozana tena izy dia tsy maintsy miainga eny ifotony ary mipaka mivantana amin’ny vahoaka.
Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM
Commune Urbaine Antalaha
Commune Urbaine De Sambava

Fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny Birao-n’ny Plateforme Nasionaly Gen XYZ Malagasy 🇲🇬Tao amin’ny Kaominina Ambanivoh...
29/01/2026

Fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny Birao-n’ny Plateforme Nasionaly Gen XYZ Malagasy 🇲🇬

Tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Ankiakabe Nord, Distrikan’Andap faritra SAVA, no notanterahina ity hetsika manan-danja ity,
izay maneho ny finiavana hanamafy ny rafitra sy ny firaisankina ho fanorenana fampandrosoana maharitra miainga avy eny ifotony, ho tombontsoan’ny vahoaka
sy ny ho avin’i faritra SAVA.
Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

26/01/2026

✊ Miara-mientana amin’ny fampandrosoana🇲🇬

Nitsangana tamin’ny fomba ofisialy ny Birao-n’ny Plateforme Nasionaly Gen XYZ Malagasy,
eto amin’ny Kaominina Ambanivohitra Ampahana,
Distrikan’Antalaha – Faritra SAVA.

Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

Dimanche 25 janvier 2026🇲🇬Nitsangana tamin’ny fomba ofisialy ny Birao-n’ny Plateforme Nasionaly Gen XYZ Malagasy,eto ami...
25/01/2026

Dimanche 25 janvier 2026🇲🇬
Nitsangana tamin’ny fomba ofisialy ny Birao-n’ny Plateforme Nasionaly Gen XYZ Malagasy,
eto amin’ny Kaominina Ambanivohitra AMPAHANA,
Distrikan’Antalaha, Faritra SAVA.

Mitohy hatrany ny ezaka, miroso amin’ny fampandrosoana miainga avy eny ifotony,
ho amin’ny hoavy tsara kokoa ho an’ny tanintsika.

✊Miara-mientana, amin’ny fampandrosoana.
Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

Commune Urbaine Antalaha

Address

Sambava

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Générations XYZ pour la refondation de SAVA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share