E.D.S

E.D.S Entraide Développement et Solidarité

01/05/2026

Tsisy mamana ny ampy fa tsara ny mifanapy

19/04/2026
Retour en image Finale BEACH SOCCER 2eme Édition Dimanche 05-Avril-2026Mazotao mijery 😅😂🫣🤭😉
07/04/2026

Retour en image
Finale BEACH SOCCER 2eme Édition
Dimanche 05-Avril-2026
Mazotao mijery 😅😂🫣🤭😉

🥇🏆🏅👏Arahabaina indrindra ny ekipa Fc Degré noho ny fandresena sy ny zava-bita lehibe vitanareo!  Ary makehery ny ekipa B...
07/04/2026

🥇🏆🏅👏Arahabaina indrindra ny ekipa Fc Degré noho ny fandresena sy ny zava-bita lehibe vitanareo!
Ary makehery ny ekipa Balthazar

Fc Degré ( 7). Vs Fc Balthazar (5)
🤝🤝🤝🤝🤝🤝👏👏👏👏🤝🤝🤝🤝🤝

😊🙏Izahay  E.D.S ( Entraide-Développement-Solidarité) dia maneho fisaorana feno indrindra ho anareo rehetra izay nandray ...
07/04/2026

😊🙏Izahay E.D.S ( Entraide-Développement-Solidarité) dia maneho fisaorana feno indrindra ho anareo rehetra izay nandray anjara tamin’ny fahombiazan’ity hetsika ity.

Misaotra indrindra ireo mpanohana (sponsors) noho ny fanohanana sarobidy sy ny fitokisana nomenareo. Noho ianareo dia tanteraka ity fifaninanana ity ary afaka notanterahina tamin’ny fepetra tsara indrindra.

Mankasitraka ihany koa ireo ekipa rehetra nandray anjara noho ny fahavononanareo, ny fanajàna ny fitsipika (fair-play) ary ny toe-tsaina ara-panatanjahantena nasehonareo nandritra ny fifaninanana. Nahafinaritra ny seho natolotrareo.

Farany, fisaorana lehibe ho an’ireo mpijery tonga maro. Ny fanatrehanareo, ny fanohananareo ary ny hafanam-ponareo no nanome aina ity hetsika ity.

Ho anareo rehetra, misaotra indrindra ary manantena ny hihaona indray amin’ny hetsika manaraka!


☺️🙏Nous E.D.S(Entraide-Développement-Solidarité) adressons nos sincères remerciements à tous ceux qui ont contribué à la réussite de cet événement.

Un grand merci à nos sponsors pour leur soutien précieux et leur confiance. Grâce à vous, ce tournoi a pu voir le jour et se dérouler dans les meilleures conditions.

Nous remercions également toutes les équipes participantes pour leur engagement, leur fair-play et leur esprit sportif tout au long de la compétition. Vous avez offert un spectacle de qualité.

Enfin, un immense merci à tous les spectateurs venus nombreux. Votre présence, vos encouragements et votre énergie ont donné vie à cet événement.

À tous, merci infiniment et à très bientôt pour de nouvelles rencontres !

Address

Andakarotsako Sambava-centre
Sambava
208

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E.D.S posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share