07/08/2026
🚀 COACHING EXPRESS GRATUIT (En Ligne, WhatsApp)
🎯 Lohahevitra :
COMMENT RETROUVER CONFIANCE APRÈS UN ÉCHEC ?
Samy mandalo fotoan-tsarotra aby ny olona jiaby, samy mahay mitantara ny atao hoe ECHEC: tetikasa tsy nahomby, maty vola nampiasaigny, very opportunités, fahadisoam-panantenana, nofy mbola tsy tanteraka na angatahagna andro lava...
👉 Fa ny fanontaniana dia hoe :
Ho avelanao lasa sakana ho an'ny ho avinao ve...
sa avadikanao ho lasa hery vaovao entinao hananganagna ny hoavinao ?
Fotoagna araiky handiniagna tegna, andinihana ny zava-nitranga, hagnovoagna ny fomba fijery, hamerenana indray ny fahatokisan-tegna ary hisafidianagna fomba fiasa vaovao mba ahafagna mandroso.
🎤 Miaraka amin'i Léonce RoBerto
Formateur | Coach certifié
⚠️ Omano ny kahie, ny stylo ary ny saigny : asaigny handiniky sy hisaintsaigny anao, handray fanapahan-kevitra manokana ary hanagno dingana mandeha amin'ny fiovagna.
📅 Alahady 09 Aogositra 2026
⏰ 19:00
📍 WhatsApp
🗣️ Fiteny ampiasaina : Malagasy
Te handeha lavidavitry anao ?
Misy ny Parcours COACHING GROUPÉ LEADev (en ligne – 15 Aogositra 2026) :
SE RELEVER APRÈS UN ÉCHEC ET RETROUVER CONFIANCE
👉 1 coaching approfondi + 1 masterclass
⚠️ Voafetra ny toerana.
💬 Raha te handray anjara maimaim-poana (fisoratana anarana alohan'ny Alahady 09 Aogositra amin'ny 10:00 atoandro) : Araho ireto dingana ireto 👇
1️⃣ Soraty ao amin'ny commentaire : "COACHING LEADev + Ny Distrika misy anao"
2️⃣ Zarao (partager) ity publication ity
3️⃣ Alefaso amin'ny MP ato amin'ny LEADev Academy ny sary Capture d'écran) ny partage nataonao mba ahafanay mandefa aminao ny lien fandraisana anjara.
Tsy mamaritra "azovy ANAO" ny tsy fahombiazana. Ny safidinao aorian'izany no afaka manova ny hoavinao.
LEADev Academy | PrimusFormation