Ndao Hisafa Sakaraha

Ndao Hisafa Sakaraha Ndao Hisafa Sakaraha, évenement de débat public.

22/02/2025
10/02/2025
19/01/2025
09/01/2025

🥰𝐀𝐫𝐚𝐡𝐚𝐛𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐫𝐚𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓 🎊

😊💙CNaPS dia manolotra SOLOM-BODIAKOHO ho anareo Zokiolona « mpandray vidin-takaitra » na « mpandray fisotroan-dronono ». Izay raisinareo mivantana eny amin’ny toerana fandraisana zo mahazatra na ao amin’ny kaonty manomboka anio 07 Janoary 2025.🗓️

🌹 « 𝘐𝘢𝘯𝘢𝘳𝘦𝘰 𝘯𝘰 𝘮𝘢𝘴𝘰𝘢𝘯𝘥𝘳𝘰 𝘢𝘮𝘢𝘮-𝘣𝘰𝘭𝘢𝘯𝘢 𝘬𝘢 𝘭𝘰𝘭𝘰𝘩𝘢𝘷𝘪𝘯𝘢 𝘦𝘰 𝘢𝘯-𝘵𝘢𝘮𝘱𝘰𝘯’𝘯𝘺 𝘭𝘰𝘩𝘢, 𝘪𝘻𝘢𝘺 𝘵𝘰𝘭𝘰𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘩𝘢𝘫𝘢 𝘴𝘺 𝘷𝘰𝘯𝘪𝘯𝘢𝘩𝘪𝘵𝘳𝘢 »

#2025

17/12/2024

Retour en vidéo de notre événement débat public à Sakaraha.

Mbola mamerina fisaorana antsika iaby; ireo kandidà ho ben'ny tanàna, ny mpikarakara ary koa isika vahoaka ny   nanotron...
05/12/2024

Mbola mamerina fisaorana antsika iaby; ireo kandidà ho ben'ny tanàna, ny mpikarakara ary koa isika vahoaka ny nanotrona iny adihevitra iny ... misaotra manokana an'ny commune rurale ny Sakaraha ihany koa nampiantrano 🙏

05/12/2024

Madagascar avance quand la démocratie donne à chacun le pouvoir d’agir. 💡🇲🇬_BRA

05/12/2024

Address

Sakaraha

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ndao Hisafa Sakaraha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share