12/08/2026
đ Nifarana soa aman-tsara androany ny fandaharana manokana ho anâny Andro Iraisam-pirenena ho anâny Tanora, izay nokarakarainâny CCJ Nosy-Varika ary notontosaina tao aminâny Radio Sakaleona.
đŹ Nifampizarana sy noresahina nandritra ny fandaharana ireo lohahevitra manan-danja momba ny tanora, indrindra ny fampahafantarana ny CCJ, ny âTontolo samihafa, hetaheta iombonanaâ, ary ireo sakana tsy ahafahanâny tanora mandray andraikitra eto aminâny Distrikanâi Nosy-Varika.
đ Mankasitraka manokana ireo vahiny nasaina, ny Radio Sakaleona, ireo mpihaino nandray anjara taminâny antso sy SMS, ary ny tanora rehetra nanaraka sy nandray anjara taminâity fotoana fifanakalozan-kevitra ity.
đ¤ Tanjona iray no iombonana: hampitombo ny fandraisanâanjaranâny tanora aminâny fampandrosoana ny Distrikanâi Nosy-Varika.
đ Tanora miray hina â Tanora mahay â Tanora manorina ny ho avy! đ˛đŹâ¨