Festival Sakaleona Nosy-Varika

  • Home
  • Festival Sakaleona Nosy-Varika

Festival Sakaleona Nosy-Varika Collaboration mutuelle

Karakory anao an😄 Izahay efa vognona
15/03/2026

Karakory anao an😄
Izahay efa vognona

NY FIKAMBANANA MBARAKALY SY NY KOMITY MPIKARAKARA REHETRA DIA FALY MANOLOTRA FISAORANA ANTSIKA REHETRA TSY ANKANAVAKA, T...
12/08/2025

NY FIKAMBANANA MBARAKALY SY NY KOMITY MPIKARAKARA REHETRA DIA FALY MANOLOTRA FISAORANA ANTSIKA REHETRA TSY ANKANAVAKA, TAMIN'NY FIARAHA-MIENTANA NANAMASAKA NY FESTIVAL SAKALEONA ANDIANY FAHAROA. ANKASITRAHANA FENO NY MINISTERAN'NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA TAMIN'NY FANOTRONANA NY FETY. ISAORANA NY PARTENAIRE OFFICIEL "YAS MADAGASCAR" SY NY MPANOHANA REHETRA. ISAORANA NY VAHOAKA REHETRA TONGA NIARAKA NANKALAZA NY FETY.

12/08/2025
Festival Sakaleona 2ème Édition Nosy-Varika 🌴 Andro faha telo Carnaval , Ljo, AfomangaTantara mipetraka sy miraikitra ao...
11/08/2025

Festival Sakaleona 2ème Édition Nosy-Varika 🌴

Andro faha telo
Carnaval , Ljo, Afomanga

Tantara mipetraka sy miraikitra ao am-pon'ny vahoakan'ny Nosy-Varika.

Yas Madagascar
CANAL+ Madagascar
Groupe filatex
StarTimes
Bet261

Festival Sakaleona 2ème Édition Nosy-Varika🌴Andao iainantsika miaraka ny andro faharoa Yas MadagascarCANAL+ MadagascarGr...
10/08/2025

Festival Sakaleona 2ème Édition Nosy-Varika🌴

Andao iainantsika miaraka ny andro faharoa

Yas Madagascar
CANAL+ Madagascar
Groupe filatex
StarTimes
Bet261

09/08/2025

NY FIKAMBANANA MBARAKALY DIA MIARAHABA TONGASOA AN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA ETO NOSY-VARIKA

Festival sakaleona 2ème Édition Nosy-Varika
09/08/2025

Festival sakaleona 2ème Édition Nosy-Varika

Efa mingadona eto Nosy varika ny Ministre serasera sy ny kolontsaina Mara Volomiranty Donna 🥰
09/08/2025

Efa mingadona eto Nosy varika ny Ministre serasera sy ny kolontsaina Mara Volomiranty Donna 🥰

09/08/2025

En direct après quelques minutes 🥰

Aze koa efa à Nosy-Varika mandigny an'i Ljo😊💯FeFestival Sakaleona Nosy-Varika
08/08/2025

Aze koa efa à Nosy-Varika mandigny an'i Ljo😊💯
FeFestival Sakaleona Nosy-Varika

😁Vacance ?? Aiza zany anao io zao ?
Zahay zao Andalana ho agny NOSY VARIKA 🛣️

Mirary soa e

06/08/2025

Akory aby lahaly. Mbola afaka misoratra anarana isika izay hanangana stand mandritra ny FESTIVAL SAKALEONA 2ème ÉDITION.
MANATONA NY TOMPONANDRAIKITRA AO @ FIKAMBANANA MBARAKALY.

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Festival Sakaleona Nosy-Varika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your organization to be the top-listed Non Profit Organization?

Share