Ecomarine Sofia

Ecomarine Sofia Ptotégeons la mer, c'est notre richesse

20/06/2025

Mihinàna ny masaka,
Dia mivimbinà ny manta ho enti-mody, hoan'ny kilonga.

15/06/2025
15/06/2025

Ny mantam-bilany hono misy mpahandro,ny masakan -dovia misy mpandroso,sakafo voaroso mila mihinana.isikaizao tokoa no rano rano sy vary ,na antsaaha na Antananarivo,mifampihina ny anta sy masaka e;
Avia fa sady mihinana no mitondra mody.

10/06/2025

Hafaliana ho anay mpanarto sy mpandoky ny fahenohanay ny fankasitrahanare izay nanandrana ny TSIRO ECOmarine ny alatsinain'ny Fanahy Masina.

Address

Ambalapamba
Namakia
417

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ecomarine Sofia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Ecomarine Sofia:

Share