27/11/2024
Karampanondro + karapifidianana
๐ญ๐ฑ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐ฎ๐ผ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐ถ๐ผ ๐ป๐ ๐ญ๐ญ ๐ฑ๐ฒ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฟ๐ฎ ๐ณ๏ธ ๐๐ถ๐ณ๐ถ๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ.
Tsiahivintsika ireo taratasy entina rehefa hifidy :
๐ชช Karapanondrom-pirenena/na pasipaoro/na taratasy fahazoan-dalana hamily
๐๐ฝ Kara-pifidianana
_____________________________________
โน๏ธ Ny kara-pifidianana nampiasaina tamin'ny fifidianana farany teo ihany no miasa amin'ity fifidianana ity. Ho an'ireo tsy mbola naka izany dia entanina hanatona ny Fokontany onenany.
โ
Ireo nangataka fisoratana anarana tamin'ny alalan'ny "ordonnance" kosa dia asaina haka ny kara-pifidianany eny amin'ny rantsamangaikan'ny CENI eny anivon'ny distrika, aorian'ny 30 novambra.
๐ฒ๐ฌ๐ฒ๐ฌ ๐๐ช๐ฑ๐ฎ๐ฏ๐ช๐ด๐ธ ๐ฒ๐ธ, ๐ฑ๐ฒ๐ฏ๐ฒ๐ญ๐ ๐ช๐ฑ๐ธ ๐ฒ๐ฌ๐ฒ๐ฌ