Morondava Mifoha

Morondava Mifoha Morondava Mifoha a pour but d’entreprendre des actions au bénéfice de la commune urbaine de Morondava

Izahay ato amin’ny Association Morondava Mifoha dia manao fisaorana amin’ny fanasana avy amin’ny Onimihary Ralaiavy dit ...
24/06/2024

Izahay ato amin’ny Association Morondava Mifoha dia manao fisaorana amin’ny fanasana avy amin’ny Onimihary Ralaiavy dit Colonel Faneva . Nandray ny asany amin’ny fomba Ofisialy amin’y maha Commandant Groupement Menabe azy tamin’ny Zoma lasa teo.

Morondava Mifoha dia mandray anjara hatrany amin’y FANADIOVANA plage✍ Fankasitrahana ireo mponina Nosy Kely izay manohy ...
01/05/2024

Morondava Mifoha dia mandray anjara hatrany amin’y FANADIOVANA plage

✍ Fankasitrahana ireo mponina Nosy Kely izay manohy n’y fahadiovana plage

Ankasitrahana hatrany iany koa n’y Groupement Menabe tarihin’y Colonel Faneva.

✔Fanentanana sy fampianarana ho fanafohanana ny fangerena ankalamanjana sy ny fampadrosoana tourisme eto Morondava.

✅ Namafa Fahobe

✅Nisy vokany izany satria tafiakatra ny tanjona fanamboarana WC avy amin’y Fokotany Nosy Kely

Fanambarana iany koa fa hisy fampianarana sy fanentanana ataon’y Colenel Faneva amin’y sabotsy 4 Mai eny amin’y Salle d’œuvre Catholique Namahora manomboka amin’y 8 ora maraina ka atramin’y 5 ora hariva ka dia tongava maro 🙏🏽

Misaotra tompoko

✍Anio, Alarobia 17 Aprily 2024✔Fanentanana sy fampianarana ary koa fananarana sy fametrahana.✔ No nataon'i Colonel_Fanev...
17/04/2024

✍Anio, Alarobia 17 Aprily 2024

✔Fanentanana sy fampianarana ary koa fananarana sy fametrahana.
✔ No nataon'i Colonel_Faneva Onimihary Ralaiavy teto amin'ny:

FOKOTANY_AVARADROVA_SAN_FIL
✔Ho fanafohanana ny fangerena ankalamanjana sy ny ady amin'ny tsy fandriampahalemana.

✅Samy nanaiky ny rehetra teto fa tsy tsara ny manao maloto ankalamanjana ny miaina ao anaty tsy fandriampahalemana ary vonona ny iady sy iala amin'ny izany.
✅Tapaka fa samy anao wc isakiny fianakaviana ny tsirairay
✅Vonona anitatra ny lalakely rehetra ho 1metatra sy sasany
✅Hisoratra any amin'ny Fokotany daholo ny feno 18taona miakatra.
✅Mamafa faobe isakiny Sabotsy voalohany volana.
✅Samy manara maso ny fahadiovana sy tsy fandriampahalemana ny rehetra ary miady aminy izany amin'ny lafiny rehetra.
✅Misy Zandary 2 apetraka anaramaso ny fahadiovana sy lamina rehetra ao anaty tokony..

✔Zay no tapaka tamin'ny fivoriana anio koa ankasitrahana ny Zandarmerie sy ny sefo fokotany ary ireo vahoaka rehetra Tonga maro namaly ny antso niaraka amin'ny fikambanana Mifoha sy Miray

✔Nandray andray tamin'ny hetsika.
✔Amin'ny manaraka koa Tompoko

    🙏Mankasitraka indrindra an'i Andriamatoa   .Mankasitraka  indrindra namaly ny antso sy fiangaviana zay nataonay avy ...
07/04/2024





🙏Mankasitraka indrindra an'i Andriamatoa .

Mankasitraka indrindra namaly ny antso sy fiangaviana zay nataonay avy ato amin'ny .


✅Ka tonga nanatanteraka sy momba izany..
✔Ho an'i mponina ato amin'ny ity satria dia maro ny faly sy velompanan-tenana indray amin'ny ho fahadiovan'i ity
✔Izay anisan'ny andry iankinan'i ny fahadiovany satria raha madio ny tanana dia mandroso izy zay..

🙏Mankasitraka indrindra iany koa ho an"i
✔Tsy nisalasala nametraka fiaraha miasa sy fahatokisana anay, vita iny ny andininy vohalohany ary hitohy ny faharoa ny fampianarana sy ny fampiharana ireo sazy ho an'izay mandika izany



.

Arabaina ny ekipan'ny Morondava Mifoha rehetra  ,ireo mpikarakara nanondraka s'y nikolokolo fa nahitana vokatra mahafapo...
09/02/2024

Arabaina ny ekipan'ny Morondava Mifoha rehetra ,ireo mpikarakara nanondraka s'y nikolokolo fa nahitana vokatra mahafapo ny fambolena natao tamin'ny rond point ny andabatoara, mamelana tsara ny voninkazo.Misaotra antsika rehetra, mbola be ny ho avy.Tahio gnantegna...!

Nohon'i fitsigerenany taona nahaterahanao izao dia faly izahay mpikambana ato aminy Morondava mifoha miarahaba anao Mada...
12/12/2023

Nohon'i fitsigerenany taona nahaterahanao izao dia faly izahay mpikambana ato aminy Morondava mifoha miarahaba anao Madame la Présidente. Ho lava fanapahana anie ianao ,hiroborobo n'y fikambanana izay tarihinao,ary ho ambininy amin'izay rehetra atao 🙏🏽

✨L'association Morondava mifoha organise une soirée spéciale pour célébrer la Saint Sylvestre en compagnie du groupe . L...
12/12/2023

✨L'association Morondava mifoha organise une soirée spéciale pour célébrer la Saint Sylvestre en compagnie du groupe .
Les sommes perçues lors de cette soirée seront allouées à la caisse de l'association pour l'embellissement de notre ville 🙏🏽
Venez nombreux

Notanterahina androany faha 29 Novambra 2023 ny tohin'ny fambolenkazo manamorina ny arabe izay efa natomboka ,hanatsaran...
29/11/2023

Notanterahina androany faha 29 Novambra 2023 ny tohin'ny fambolenkazo manamorina ny arabe izay efa natomboka ,hanatsarana ny tananan'ny Morondava

Notanterahina tamin'ny Alatsinainy lasa teo koa, ny fambolena zanakazo tao amin'ny fokotanin'ny Antsakoameloky.Tahio gna...
22/11/2023

Notanterahina tamin'ny Alatsinainy lasa teo koa, ny fambolena zanakazo tao amin'ny fokotanin'ny Antsakoameloky.Tahio gnantegna fa gnanolo tsy omeny!

Ho fanatsarana ny endrikiny tanana hatrany Dia natao ezaka ny fanalana ny fako teo amin'ny ireny '''route axe principal'...
22/11/2023

Ho fanatsarana ny endrikiny tanana hatrany Dia natao ezaka ny fanalana ny fako teo amin'ny ireny '''route axe principal'' ireny mba ho fafinaretany maso sy fahadiovana tanana. Koa entanina hatrany isika rehetra mba hanary ny fako tsika eny aminy toerana fanariana azy '' bac à ordure‘’na mba manao lavaka anaty tonkontany tsirairay avy
Morondava ,Morondavantsika, morondavako ndao tsika hiara mientana aminy fahadiovany tanana

Mba ho fanatsarana ny endrikin’ny tananan'ny Morondava Dia nanao hetsika fanadiovana sy fambolena zanakazo flamboyant ny...
16/11/2023

Mba ho fanatsarana ny endrikin’ny tananan'ny Morondava Dia nanao hetsika fanadiovana sy fambolena zanakazo flamboyant ny association Morondava mifoha manamorina ny Lalana rehetra izay hita fa mila anizany koa
Entanina isika tsirairay mba hanaramaso sy ho sarotiny aminy hatsarana sy fahadiovan'ny tananan-tsika 💪💪

Address

Morondava
619

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Morondava Mifoha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Morondava Mifoha:

Shortcuts

Share