FIVE Menabe Ofisialy

FIVE Menabe Ofisialy Plateforme Régionale des Organisations de la Société Civile

‎➡️Nanantanteraka fitsidihana aram-pomba fanajana ny Lehiben'ny Faritra Menabe, ny avy ao amin'ny FIVE-Menabe androany 2...
27/03/2026

‎➡️Nanantanteraka fitsidihana aram-pomba fanajana ny Lehiben'ny Faritra Menabe, ny avy ao amin'ny FIVE-Menabe androany 27 Mars 2026 izay notarihin'ny Filohan'ny Filan-kevim-pintantanana ny FIVE-MENABE sady Filoha Nasionalin'ny KMF-CNOE.
‎➡️Teny firariantsoa sy fiarahabana no nanombohana ny fihaonana izay narahin'ny fampahafantarana ny FIVE-Menabe(Fikambanan'ireo Firaisa-monim-pirenena eto Menabe) sy ireo asa sahaniny ato amin'ny Faritra.
‎✅Nampahafantarina ny Lehiben'ny Faritra ihany koa ireo tetikasa fampandrosoana maromaro izay hiarahana amin'ny Faritra fa indrindra ny lafiny ara-toen-karena.
‎✅ Nandritra izany ihany koa no nanambarana fa miasa ao anivon'ny Kaominina Ambonivohitra Morondava ny KMF-CNOE manao ny SLC.
‎👉Ho any Faritra Menabe dia naneho ny fahavononany hiara-hiasa sy hifanohana ny Lehiben'ny Faritra satria tanjona iray no ho tratrarina dia ny hanasoa ity Faritra Menabe ity.

07/03/2026

Mankasitraka an'ireo rehetra niaraky nisalahy hatrizay.
Mbola mitohy ny ezaka rehetra hoan'i Menabe.

🚨 Opportunité à saisir ! 🚨 L’Observatoire National des Droits Humains (ONDH) lance un appel à candidatures pour le poste...
23/12/2025

🚨 Opportunité à saisir ! 🚨
L’Observatoire National des Droits Humains (ONDH) lance un appel à candidatures pour le poste de Chargé(e) Administratif(ve) et Financier(ère) Régional(e) (CAFR) dans la région Menabe.
📄 Intéressé(e) ?
Faites parvenir votre lettre de motivation et votre CV par email à: [email protected] ou déposez votre dossier directement à notre bureau ,situé à la Maison des Jeunes de Morondava.
🗓️ Clôture des candidatures : 31 décembre 2025
🔥 Allez les jeunes, ne ratez pas cette belle opportunité !

APPEL D’OFFRE POUR COMMANDE OUVERTE DE LOCATION DE VOITURE
25/07/2025

APPEL D’OFFRE POUR COMMANDE OUVERTE DE LOCATION DE VOITURE

Ho antsika fikambanana eto Morondava
11/07/2025

Ho antsika fikambanana eto Morondava

11 Avril 2025 : HIRATSY HALY ANDIANY FAHA 3 Notanterahina ny zoma faha 11 aprily 2025 teo ny HIRATSY HALY andiany faha 3...
14/04/2025

11 Avril 2025 : HIRATSY HALY ANDIANY FAHA 3
Notanterahina ny zoma faha 11 aprily 2025 teo ny HIRATSY HALY andiany faha 3 izany nandinihana ny loha hevitra hoe : «Anjara andraikitry ny tsirairay amin’ny fandavorariana ny sehatry ny fahasalamana eto Menabe»
Ny HIRATSY HALY dia hetsika iray karakarain’ny FIVE Menabe izay mikendry ny hampivondronana ireo mpisehatra rehetra (Collectivités Territoriales décentralisées, Services Technique déconcentrés, Centre Universitaire, Olona manana Fahasembana, Fiaraisamonimpirenena, sns) mba hifanakalo hevitra sy hisaintsaina miaraka sy hitady vaha olana miaraka sy maharitra. amin’ireo olana mahakasika ny tombontsoan’ny daholobe.
Nandritra ity andiany faha 3 ity dia nampahafantatrany momba azy ny teo anivon’ny :
- Direction Régionale des Transports et de Météorologie (DRTM)
- Direction Régionale de la Pêche et de l’Economie Bleue (DRPEB)
- ECPAT France à Madagascar
- ONG CODE Menabe
Isaorana ireo rehetra tonga namaly ny antso sy nandray anjara tamin’ity fotoana ity. Amin’ny Volana Jolay 2025 indray ny andiany manaraka.

Avis d'appel à proposition ONG/OSC dans la région Menabe pour le projet LANDJA de PNUDAPPEL A PROJETS POUR DES SUBVENTIO...
05/02/2025

Avis d'appel à proposition ONG/OSC dans la région Menabe pour le projet LANDJA de PNUD
APPEL A PROJETS POUR DES SUBVENTIONS DE FAIBLE VALEUR DANS LE CADRE DE L’OPERATIONNALISATION DES MECANISMES DE COLLABORATION ENTRE LES PARTIES PRENANTES DES DINA »
Les termes de références peuvent être consulté dans ce lien : La publication a été faite suivant le lien ci-après : https://procurement-notices.undp.org/view_notice.cfm?notice_id=98532
Les ONG/OSC doivent être basé dans la région
Délai le 13 février 2025

Sao mahasoa antsika
04/02/2025

Sao mahasoa antsika

11 desambra 🗳️ Fifidianana Ben'ny tanàna sy Mpanolotsaina.🇲🇬🇲🇬 𝓕𝓪𝓱𝓮𝓯𝓪𝓴𝓸 𝓲𝓸, 𝓱𝓲𝓯𝓲𝓭𝔂 𝓪𝓱𝓸🇲🇬🇲🇬
10/12/2024

11 desambra 🗳️ Fifidianana Ben'ny tanàna sy Mpanolotsaina.
🇲🇬🇲🇬 𝓕𝓪𝓱𝓮𝓯𝓪𝓴𝓸 𝓲𝓸, 𝓱𝓲𝓯𝓲𝓭𝔂 𝓪𝓱𝓸🇲🇬🇲🇬

FILAZANA Ny Plateforme Régional des Organisation de la Société Civile FIVE MENABE dia mampandre antsika rehetra fa, ny a...
25/07/2024

FILAZANA
Ny Plateforme Régional des Organisation de la Société Civile FIVE MENABE dia mampandre antsika rehetra fa, ny atelier HIRATS’ALY nokasaintsika hatao ny 26 jolay 2024 ho avy izao, dia hahemotra amin’ny fotoana manaraka. Izany dia noho ny fankalazana ny journée internationale pour la concervation de l »ecosyteme des mangroves. Ho lazaina amin-tsika amin’ny alalan’ny fanasana ihany ny fotoana manaraka hanatanterahana izany HIRATS’ALY izany. Miala tsiny indrindra noho ny fiovana aterak’izany ! Hoy ny mpitantantana ny FIVE MENABE

Address

Tsimahavaobe Près Du Station Shell
Morondava
619

Telephone

+261324370623

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FIVE Menabe Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to FIVE Menabe Ofisialy:

Shortcuts

Share