25/10/2026
đ FANKASITRAHANA SY FIANTSOANA HO AMINâNY FIRAI SANKINA đ
Maneho fankasitrahana feno ho anareo ray aman-dreny rehetra izahay noho ny fandraisanâanjaranareo taminâny fivoriana ny Asabotsy 24 Oktobra lasa teo.
Manome toky izahay fa hanohy hatrany ny ezaka ho fanatsarana ny kalitaonâny fampianarana sy ny fanabeazana ny zanatsika.
Antsoina isika ray aman-dreny rehetra mba hifanome tanana sy hiray hina hatrany, satria ny fiaraha-mientana sy ny fifampitokisana no antoky ny fahombiazanâny zanatsika.
Misaotra aminâny fahatokisana sy ny fiaraha-miasa. Miaraka isika, mahavita be kokoa! đ€đ
------------------------------------
đ REMERCIEMENTS ET APPEL Ă LâUNITĂ DES PARENTS
Nous adressons nos sincÚres remerciements à tous les parents pour leur participation à la réunion du samedi 24 octobre dernier.
Nous rĂ©affirmons notre engagement Ă poursuivre nos efforts pour amĂ©liorer continuellement la qualitĂ© de lâenseignement et de lâencadrement de nos Ă©lĂšves.
Nous invitons tous les parents Ă renforcer leur solidaritĂ©, leur confiance et leur collaboration avec lâĂ©tablissement. Câest ensemble, dans un esprit dâunitĂ© et de responsabilitĂ© partagĂ©e, que nous construirons un avenir meilleur pour nos enfants.
Merci pour votre confiance. Ensemble, unissons nos efforts pour la rĂ©ussite de nos enfants ! đ€đ