Tily Fiv 69éme Moramanga Fitiavana

Tily Fiv 69éme Moramanga Fitiavana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tily Fiv 69éme Moramanga Fitiavana, Youth Organization, FJKM Moramanga Fitiavana, Moramanga.

Hisy solontena ny faritanin-tsika hiaraka hilasy am'ireo skoto anglisy sy handray azy ireo eto Madagasikara miaraka amin...
19/07/2026

Hisy solontena ny faritanin-tsika hiaraka hilasy am'ireo skoto anglisy sy handray azy ireo eto Madagasikara miaraka amin'ny ekipa Tily foibe, sy ireo Tily avy amin'ny farintany maro⚜️
Alefa Tily Faritany Mangoro Moramanga.✨

🇲🇬⚜️ FARITANY MANGORO MORAMANGA🇲🇬⚜️

Taorian'ny antso natao teto anivon'ny Faritany Tily Mangoro Moramanga dia voafantina ireo hisolo tena ny faritantsika amin'ny fiatrehana ny lasy sy fifanakalozana hiarahana amin'ireo UK Scouts.

⚜️ Reharehan'ny Faritany ianareo, ary faly miarahaba anareo roalahy ny Faritany Tily Mangoro Moramanga ry AMBATSY MASAHY sy BEARA MIFENTY izay voafidy hisolo tena ny faritantsika amin'ny lasy hiarahana amin'ireo UK Scouts.
Tsy voninahitra fotsiny izao, fa iraka lehibe hitondra ny anaran'ny Faritany sy ny soatoavin'ny Skotisma Malagasy.
Mirary soa sy fahombiazana ho anareo. Aoka ianareo hitondra amim-pireharehana fa Tily tsara "Vonona amin'ny fiainana!"

⚡ Mirary fahombiazana ho anareo izahay. Mandehana amim-pahatokiana, ary aoka ianareo ho masoivoho mendrika hatrany.

💥 Arahabaina Miaro Notahiantsoa sy Beara Mifenty Alfredo ! Miray fo aminareo ny Faritany Mangoro Moramanga, ary mivavaka mba hahomby amin'ny iraka iantsorohanareo. 💥

Soa fa teo ise, ilaina ise🥰🥰🥰Misaotra Andriamanitra lehibe fa tontosa soa amantsara ny fiarahabana tratry ny taona 2026 ...
25/04/2026

Soa fa teo ise, ilaina ise🥰🥰🥰

Misaotra Andriamanitra lehibe fa tontosa soa amantsara ny fiarahabana tratry ny taona 2026 ny Sampati 69ème FJKM Moramanga Fitiavana ❤️🙏🏼.
Nahafinaritra ny androany🥰.
Isaorana ny Kp, ny beazina , ny mpiandraikitra ary ny filoha izay tonga maro🥳.

📸Araho ary ny fintina an-tsary📸. [Partie 1]

Mirary soa antsika rehetra ❤️

Bonne année daholo La Famille ohhh....🎊🎊🎊





Miroso tsy miverina⚜️Akon'ny LFTT farintany izay notanteraina ny 11-12 aprily lasa teo☘️Isaorana ny Tompo, fa tontosa so...
15/04/2026

Miroso tsy miverina⚜️
Akon'ny LFTT farintany izay notanteraina ny 11-12 aprily lasa teo☘️

Isaorana ny Tompo, fa tontosa soaman-tsara ny LFTT🙏🏽
Tsara ny vokatra✨

Nahazo ny tapakila voalohany 🥇ka tafiakatra ary hisolontena ny farintany MANGORO MORAMANGA any amin'ny LOMAY - TENDRO 2027 ny sokajy FODILAHIMENA, fivondronana 69eme Moramanga Fitiavana ✨

Isaorana ny sokajy, ny mpiandraikitra, ny KP, ny filoha ary indrindra ny Farintany.⚜️

"Miroso tsy miverina, izay no tarigetra"






⚜️..Baolina malaza beTao amboninbony tao,Baolina malaza beNahafinaritra izy tao..🍀Sary fivoriana ny alahady 18 janoary l...
21/01/2026

⚜️..Baolina malaza be
Tao amboninbony tao,
Baolina malaza be
Nahafinaritra izy tao..🍀

Sary fivoriana ny alahady 18 janoary lasa teo.
📢Mitohy hatrany ny fivoriana hoan'ny Tily eto amin'ny 69eme, ka isaky ny sabotsy amin'ny 2ora ny Lovitao ary isaky ny alahady amin'ny 2h30 ny Tily maitso, Mpiandalana ary ny Menafify🥰.


Address

FJKM Moramanga Fitiavana
Moramanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tily Fiv 69éme Moramanga Fitiavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share