Fikambanan'ny Ampela Ankavandra Ofisialy

Fikambanan'ny Ampela Ankavandra Ofisialy 🌹Pejy ofisialin’ny Fikambanam-behivavy eto Ankavandra.🍀
Manohana ny vehivavy amin’ny lafiny sosialy sy fampandrosoana.

Tanjona ny hampiroborobo ny firaisankina sy ny fandraisana andraikitra ho an’ny hoavin’ny fiarahamonina.

31/05/2026

🌹Miarahaba ny Reny rehetra🌹
Ho tahin'i Tompo hatrany anie ianareo ❤️💐

05/05/2026
📢 TOURNOIS 8 MARS - SARY FAMPAHATSIAHIVANA 📢Nifarana ny Alahady 15 mars teo ny tournois 8 mars teto Ankavandra.Ny F.C Vo...
21/03/2026

📢 TOURNOIS 8 MARS - SARY FAMPAHATSIAHIVANA 📢

Nifarana ny Alahady 15 mars teo ny tournois 8 mars teto Ankavandra.
Ny F.C Voromahery sy ny F.C Amboara no namarana ny lalao. Nandresy tamin'ny isa 2 - 0, ny F.C Amboara.
💚Mankasitraka ny tompon'andraikitra tamin'ny fikarakarana ny Tournois💚

🏵️FANKALAZANA NY 8 MARSA TETO ANKAVANDRA🏵️ NY VEHIVAVY HERY IRAY HO AMIN'NY FANAVAOZANA NY FIRENENAAndroany Alatsinainy ...
09/03/2026

🏵️FANKALAZANA NY 8 MARSA TETO ANKAVANDRA🏵️

NY VEHIVAVY HERY IRAY HO AMIN'NY FANAVAOZANA NY FIRENENA

Androany Alatsinainy 9 Marsa no mankalazaina ny andron'ny vehivavy teto Ankavandra.
Niatomboka tamin'ny filaharana izany, Kabary sy fampaherezana ho an'ny Vehivavy, narahina kilalao izay nandraisan'ny antoko samy hada anjara.

Isaorana ny mpandray anjara rehetra

Makasitraka ny tompon'andraikitra, ary Mirary soa hoan'ny Ampela Ankavandra mba ho tena Vehivavy hitondra fanavaozana tokoa🌹

🌺8 MARS 2026 🌺«Vehivavy Malagasy, hery iray ho an'ny fanavaozana ny firenena»Miarahaba ny ampela Ankavandra rehetra  ami...
08/03/2026

🌺8 MARS 2026 🌺
«Vehivavy Malagasy, hery iray ho an'ny fanavaozana ny firenena»

Miarahaba ny ampela Ankavandra rehetra amin’izao andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy izao, ho tena vehivavy hitondra fandrosoana tokoa anie

🎉Mirary fety sambatra ho an'ny Ampela Ankavandra🎉

🏵️AKON'NY FOTOAM-PIVAVAHANA HO AN'NY VEHIVAVY🏵️Tontosa am-pilaminana ny fotoam-pivavahana ho an'ny vehivavy natao teto A...
07/03/2026

🏵️AKON'NY FOTOAM-PIVAVAHANA HO AN'NY VEHIVAVY🏵️

Tontosa am-pilaminana ny fotoam-pivavahana ho an'ny vehivavy natao teto Ankavandra, tao amin'ny FJKM ny Zoma sy Fiangonana Advantista androany Sabotsy.

🌹Mirary ny Ampela Ankavandra ho tratrin'ny fety 8 mars🌹


🌺 ANDRON’NY VEHIVAVY: ANDAO HIFAMPITANTANA AM-PIVAVAHANA 🌺Andao hasehontsika fa ny vehivavy mandray andraikitra dia vehi...
06/03/2026

🌺 ANDRON’NY VEHIVAVY: ANDAO HIFAMPITANTANA AM-PIVAVAHANA 🌺

Andao hasehontsika fa ny vehivavy mandray andraikitra dia vehivavy miankina amin'ny Mpamorona. Manasa ny ampela Ankavandra rehetra hiaraka hiombom-bavaka ho an'ny vehivavy mijaly, ny vehivavy mitolona, ary ny vehivavy rehetra manerantany.

⛪ Izany dia hatao ao amin'ny fiangonana FJKM Ankavandra ny Zoma 06 Mars manomboka amin'ny 9 ora maraina.
💒 Ary koa ao amin'ny Fiangonana Advantista Ankavandra ny Sabotsy 07 Mars.

🎀Satria ny vehivavy mivavaka, mampihetsika ny tanan’Andriamanitra!🎀



💚ASA TANAMARO 💚Famintinana an-tsary ny asa tanamaron'ny Ampela Ankavandra. Misaotra ny rehetra nandray anjara.
05/03/2026

💚ASA TANAMARO 💚

Famintinana an-tsary ny asa tanamaron'ny Ampela Ankavandra.

Misaotra ny rehetra nandray anjara.



🔰Asa tanamaro💚Anasana ny ampela rehetra ho tonga amin'ny asa tanamaro izay hatao ny Alakamisy 05 Mars 2026.VEHIVAVY MAND...
05/03/2026

🔰Asa tanamaro💚

Anasana ny ampela rehetra ho tonga amin'ny asa tanamaro izay hatao ny Alakamisy 05 Mars 2026.

VEHIVAVY MANDRAY ANDRAIKITRA, FOTOTRY NY FAMPANDROSOANA

(sary fanehoana)

Address

Ankavandra
Miandrivazo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fikambanan'ny Ampela Ankavandra Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share