ONG Mazava-Nature

ONG Mazava-Nature Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ONG Mazava-Nature, Nonprofit Organization, Pointe à Larré, Manompana.

💨Famokarana  ,Faritra Analanjirofo🌿🌿Ao anatin’ny fanatanterahana ny tetikasa  , dia nisy hetsika fanamafisana fahaiza-ma...
09/03/2026

💨Famokarana ,Faritra Analanjirofo🌿

🌿Ao anatin’ny fanatanterahana ny tetikasa , dia nisy hetsika fanamafisana fahaiza-manao natao ho an’ireo mpikambana ao amin’ny , izay mirotsaka amin’ny famokarana saribao maitso (ekolojika) avy amin’ny hazo na kalyptisy.

✨🌿Tamin’ny herinandro lasa teo, ireo mpanao saribao ao an-toerana mpikambana ao amin’ny kaoperativa Samy Antsika, izay tarihin’ny , dia nahazo fiofanana ara-teknika notarihin’ireo manampahaizana avy any Bénin . Ity fiofanana ity dia tafiditra ao anatin’ny fiaraha-miasa mikendry ny hanatsara ny fahombiazana sy ny kalitaon’ny famokarana saribao maitso, sady manome lanja ireo fomba efa nampiasain’ireo mpamokatra teo aloha.

🌿Ity fiaraha-miasa amin’ireo manampahaizana avy any Bénin ity, izay tanterahina miaraka amin’ny tetikasa MBG Pointe à Larré (Missouri Botanical Garden), dia ahafahana mizara traikefa sy teknika vaovao mba hanatsarana ny fanodinana ny hazo kalyptisy ho lasa saribao ekolojika.🌿✨

⚡Amin’ny alalan’ity hetsika ity dia manampy amin’ny fanamafisana ny fahaizan’ireo mpamokatra ao an-toerana ny tetikasa, ary koa mampiroborobo vahaolana ara-angovo maharitra sy manaja ny tontolo iainana ao amin’ny .✨🌿

💨Hetsika mivaingana hanohanana ny fiarahamonina eny ifotony sy hiarovana ny harena voajanahary ✨🌿

👉Ary efa misy ankehitriny ny fivarotana saribao maitso vita avy amin’ny hazo kalyptisy izay hitanao ao amin'ny bureau MBG Sahavola Fenerive-Est.💨🌿
👉Ity saribao ity dia maharitra kokoa, madio, mahomby kokoa amin’ny fandoroana (efficacité avo) ary manaja ny tontolo iainana, ka mety tsara ho an’ny fampiasana andavanandro ao an-tokantrano🌿✨

💰 PAF : 18 000 Ar
🔸 Adresse : Sahavola,Fenerive-Est
📞 Contact : 034 64 768 77

🌊PARC D'ANDAKIBE🌿✨Tongava hitsangatsangana anatin’ny paradisa voajanahary voatahiry ✨🐒🌿✨Parc d'Andakibe🌿toerana mangina,...
19/02/2026

🌊PARC D'ANDAKIBE🌿✨
Tongava hitsangatsangana anatin’ny paradisa voajanahary voatahiry ✨🐒🌿
✨Parc d'Andakibe🌿toerana mangina,ary manankarena amin’ny harena voajanahary,ny fitsidihana tsirairay dia mitondra traikefa tsy hay hadinoina.🫧🐒
🏖️Toerana lavorary ho an’izay tia natiora, biby sy fiainana milamina.🫧🌊
Avia hizaha sy hiaina izany hatsarana izany 💚

✨Raha mila fanazavana fanampiny dia mandefasa hafatra manokana amiko na antsoy mivantana ity laharana ity.
📞034 64 768 77
📞034 13 404 68

Raha ho an'ny amin'ny valan-javaboarin'Andakibe dia lalana an-tanety no arahina,amin'ny alalan'ny làlam-pirenena faha-5 mampitohy an'i Soanierana-Ivongo sy ny tanànan'ny Manompana,avy eo dia mivily eo amin'ny tanànan'i Tanambao-Ambodimanga mankany amin'ny valan-javaboarin'Andakibe

🌿Venez vous promener dans un paradis naturel préservé ✨🐒
✨Parc d’Andakibe🌿, un endroit paisible et riche en trésors naturels. Chaque visite offre une expérience inoubliable.
🏖️ Un lieu idéal pour les amoureux de la nature, des animaux et de la tranquillité. 🫧🌊
Venez découvrir et vivre cette beauté… laissez la magie opérer dans votre cœur. 💚
✨ Pour plus d’informations, envoyez-moi un message privé ou appelez directement ces numéros :
📞 034 64 768 77
📞 034 13 404 68
Accèes:
Pour le parc d'Andakibe,voie terrestre en empruntant la Route Nationale n°5 reliant Soanierana Ivongo à la ville de Manompana,puis en prenant la bifurcation au village de Tanambao Ambodimanga vers le parc d'Andakibe

Dans le cadre du projet Darwin Initiative 2, les équipes de MBG, MAZAVA-NATURE et leurs partenaires ont réalisé :✅ des s...
03/02/2026

Dans le cadre du projet Darwin Initiative 2, les équipes de MBG, MAZAVA-NATURE et leurs partenaires ont réalisé :
✅ des survols par drone
✅ des inventaires de Melaleuca quinquenervia (Kalipitisy), espèce envahissante agressive
✅ des inventaires du Penja (Lepironia articulata), végétation clée des zones humides
⚠️ Melaleuca quinquenervia assèche les marais, concurrence les espèces autochtones et dégrade la végétation naturelle, impactant les habitats d’espèces endémiques comme Anas melleri, Anas humblotii et Paratilapia sp.
🌱 Pour restaurer l’écosystème, ces Melaleuca seront éliminés et valorisés en charbon vert par la coopérative locale Samy Antsika, contribuant à la conservation de la biodiversité et à l’amélioration des revenus locaux.
🤝 Une action concrète alliant science, conservation et développement durable.

Parc d'Andakibe, vue du ciel
24/01/2026

Parc d'Andakibe, vue du ciel

🌿 Andakibe – Pointe à Larrée 🌊Face à Sainte-Marie, pour un séjour calme et apaisant.🏡 Bungalows confortables📶 Wifi Starl...
19/01/2026

🌿 Andakibe – Pointe à Larrée 🌊
Face à Sainte-Marie, pour un séjour calme et apaisant.

🏡 Bungalows confortables
📶 Wifi Starlink disponible
🥤 Boissons & repas sur commande
🐒 Observation de lémuriens
🏖️ Plages paradisiaques
🌱 Richesse botanique exceptionnelle

✨ Détente, nature et moments inoubliables au bord de la mer !

Address

Pointe à Larré
Manompana

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ONG Mazava-Nature posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share