27/07/2026
🍰 FAMPIOFANANA MATIHANINA ETO MANDRITSARA 🥰🥰
Avadiho ho asa mampidi-bola ny talentanao!
Ny Fikambanan'ny Tanora Mpamorona sy Mpanavao (AJCI), miaraka amin'ny fiaraha-miasa amin'ny Pâtisserie Mégane, dia manasa anao hanatrika fiofanana matihanina mandritra ny 3 andro ho an'ireo liana amin'ny fandrahoan-tsakafo, fanaovana mofomamy ary fandraharahana.
📚 Hianarana mandritra ny fiofanana
👩🍳 Fanaovana mofomamy (Pâtisserie)
🍽️ Service Traiteur (Fanomanana sakafo amin'ny lanonana)
🍲 Fandrahoan-tsakafo (Cuisine)
🧴 Fiofanana fanodinana vokatra
✔ Fanamboarana savony
✔ Fanamboarana sôkôla
✔ Fanamboarana menaka
✔ Fanamboarana Poudre Klin
✔ Fanamboarana vovo-dronono
✔ Fanodinana soja
🌱 Fanodinana soja
🥛 Fanamboarana yaourt soja
🛢 Fanamboarana menaka soja
📅 Antsipirihan'ny fiofanana
📍 Daty : 17 – 18 – 19 Aogositra 2026
📌 Toerana : Maison des Jeunes – Mandritsara
⏳ Faharetany : 03 andro
💰 Saram-piofanana : 30.000 Ariary
🎓 Homena taratasy fanamarinana (Attestation) ny mpiofana rehetra.
🎯 Nahoana no tokony handray anjara?
✅ Hahazo fahaiza-manao matihanina sy azo ampiharina avy hatrany.
✅ Hanomboka na hampivelatra asa mampidi-bola sy fandraharahana.
✅ Hahazo fiofanana avy amin'ireo mpampiofana za-draharaha.
✅ Hanova ny talentanao ho lasa asa sy loharanom-bola maharitra.
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana
☎ +261 34 67 458 97
☎ +261 34 45 308 23
✨ Voafetra ny toerana!
Misorata anarana dieny izao ary manomboha manorina ny hoavinao amin'ny alalan'ny fahaiza-manao matihanina!
💌Raha hanoratra anarana dia kitiho na midira avy atrany amin'ity Rohy ity : https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSc7N3fas4lwE7hLr318pgnrOpAQFBT8ujHdMm77UUeC0sY5Tg/viewform?usp=header
eeee !!! Mpampiofana 3 Be zao .