29/11/2024
Naharesy lahatra ny filohan'ny Fokontany Ambalabe ny tetikasa entina hiadiana ny jalin-drano satria agnisan'ny sahiragna ny vahoaka amin'ity fokontany ity rehefa Tonga ny manontany.
Manginy fotsiny ny tsy fisian'ny toeram-pidiovana nefa Dia toerana bé olona ny parcage sy ny bazaribe eto Mandritsara
Misaotra azy sahady amin'ny fahavinonany sy ny fiaraha-miasa