Fitaleavam-paritry ny fizahantany sy ny Asa tanana Vatovavy

Fitaleavam-paritry ny fizahantany sy ny Asa tanana Vatovavy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fitaleavam-paritry ny fizahantany sy ny Asa tanana Vatovavy, Nonprofit Organization, Mananjary.

Mampahafantatra antsika rehetra fa misy toerana vaovao azo tsidihina ao amin'ny Kaominina ambanivohitr'i Kianjavato , Di...
07/08/2026

Mampahafantatra antsika rehetra fa misy toerana vaovao azo tsidihina ao amin'ny Kaominina ambanivohitr'i Kianjavato , Distrikan'ny Mananjary, Faritra Vatovavy.

Ankoatra ny valan-javaboahary Ranomafana sy Lakandranon'ny Pangalana dia afaka mitsidika ihany koa isika ny tendrombohitra VATOVAVY sy SANGASANGA, izay isan'ireo toerana manintona sy manan-tantara eto an-toerana.Omena miandalana eto amin'ny pejy ity ihany ny andinindininy sy ny vaovao momba ireo toerana ireo.

Araho hatrany ny pejy mba tsy ho diso anjara amin'ny fampahafantarana rehetra.
Misaotra Tompoko!

31/07/2026

Nohon'ny fanamboarana ny biraon'ny DIRTA VATOVAVY dia nifindra eny @ Bureau DRTP na Travaux Publics ny toeram-piasana.Misaotra!

Nidina ifotony niaraka tamin'ireo mpianatra FPTSD Ankatso Antananarivo ny Talem-paritry ny Fizahantany sy ny Asa tanana ...
30/07/2026

Nidina ifotony niaraka tamin'ireo mpianatra FPTSD Ankatso Antananarivo ny Talem-paritry ny Fizahantany sy ny Asa tanana Vatovavy, nanao fitsidihana sy fanadihadiana eny Ifotony tao amin'ny "village" Ampangalana Nord, Kaominina ambonivohitra Mananjary, Distrikan'ny Mananjary,Faritra Vatovavy.

Izao hetsika izao dia mba natao hihainoana ny filan'ny mponina ary hijerana ny zava-misy eny ifotony, ho fanohanana ny fampandrosoana ny fizahantany sy ny Asa tanana ary ny fampivoarana ny fianan'ny mponina eny an-toerana.

23/07/2026

๐‡๐จ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ญ๐ฌ๐ข๐š๐ซ๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ง๐ข๐ก๐š๐ซ๐š๐ฆ-๐›๐จ๐ข๐ง๐š ๐ญ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ค๐šฬ€๐ง๐š ๐š๐ง-๐ค๐ž๐ซ๐ข๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ฆ๐จ๐ง๐จ๐š๐ง๐š ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š ๐ง๐š๐ญ๐š๐จ ๐ก๐จ๐ž๐ง๐ญ๐ข-๐ฆ๐š๐ง๐š๐ค๐จ๐ซ๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ญ๐จ๐ง๐ข๐š๐ง๐š ๐š๐ซ๐š-๐ฉ๐จ๐ฅ๐ข๐ญ๐ข๐ค๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ.

โžก๏ธ ๐๐จ๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ง๐š๐ฏ๐š๐จ๐ณ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐‘๐ž๐ฉ๐จ๐›๐ฅ๐ข๐ค๐š๐ง'๐ข ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐š, ๐ง๐ฒ ๐Š๐จฬ‚๐ฅ๐จฬ‚๐ง๐ž๐ฅ๐ฒ ๐‘๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐๐ˆ๐‘๐ˆ๐๐€ ๐Œ๐ข๐œ๐ก๐š๐žฬˆ๐ฅ, ๐ข๐จ ๐ก๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐š ๐ข๐จ, ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐ข๐ฆ-๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐ณ๐จ๐ฆ๐š ๐Ÿ๐Ÿ’ ๐ฃ๐จ๐ฅ๐š๐ฒ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” ๐ก๐จ ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ฌ๐š๐จ๐ง๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ง๐ž๐ซ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ง๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐‘๐ž๐ฉ๐จ๐›๐ฅ๐ข๐ค๐š๐ง'๐ข ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐š.

20/07/2026

Mirary soa ho an'ireo zandry, zanaka hiatrika ny fanadinana bakalorea izay manomboka androany 20 Jolay.

Feno fahombiazana!!!

17/07/2026
16/07/2026

๐—–๐—”๐—ฃ ๐—ง๐—ข๐—จ๐—ฅ๐—œ๐—ฆ๐— ๐—˜ ๐—˜๐—ง ๐—”๐—ฅ๐—ง๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก๐—”๐—ง | ๐— ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜‡๐—ถ๐—ป๐—ฒ ๐—ต๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐— ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ #๐— ๐—ง๐—” ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ

Ity magazine ity dia ahitana vaovao, hetsika, zava-bita, tetikasa ary fampahafantarana samihafa momba ny sehatry ny fizahantany sy ny asatanana eto Madagasikara.

โžก๏ธโžก๏ธ Koa manasa antsika rehetra hitsidika ny tranokalan'ny Minisitera www.mta.gov.mg, ahafahana mamaky ny CAP TOURISME ET ARTISANAT sy manaraka hatrany ireo vaovao misongadina momba ireo sehatra roa ireo.

Azontsika vakina ato amin'ity rohy ity โคต๏ธโคต๏ธ
https://www.mta.gov.mg/newsletters/cap-tourisme-artisanat-juillet-2026/

๐‘ด๐’‚๐’Ž๐’‚๐’Œ๐’Š๐’‚ ๐’‡๐’Š๐’๐’‚๐’“๐’Š๐’•๐’“๐’‚!

Nanao fitsidihana tao amin'ny Madagascar Biodiversity Partenership ( MBP), ao amin'ny Kaominina ambanivohitra Kianjavato...
14/07/2026

Nanao fitsidihana tao amin'ny Madagascar Biodiversity Partenership ( MBP), ao amin'ny Kaominina ambanivohitra Kianjavato, Distrikan'ny Mananjary, Faritra Vatovavy ny Talem-paritry ny Fizahantany sy ny Asa tanana Vatovavy tamin'ny zoma 10 Jolay 2026.

Nisy ny fihaonana sy fifanakalozan-kevitra niarahana tamin'ireo tompon'andraikitry ny MBP sy ny Filohan'ny Federasionan'ny Vondron'Olona Ifotony (VOI) ka anisan'izany ny fomba hampafantarana bebekokoa ireo toerana miisa telo(03) izay kasaina anatin'ireo toerana hotsidihin'ny mpizahatany.

Tanjona amin'izany ny hampisongadina ny harena voajanahary sy ny hakanton'ny faritra, ary koa ny hanome lanja ny asa tanana eo an-toerana, izay loharonom-pivelomana ho an'ny mponina sady mandray anjara amin'ny fampiroboroboana ny toekarena eny Ifotony.

Anisan'ny tanjon'ity hetsika ity ihany koa ny fanamafisana ny fiarovana ny ala sy ny zava-mananaina, ny fanohanana ny fampandrosoana maharitra, ary ny famoronana asa sy fivelomana maharitra ho an'ny mponina eny an-toerana.๐Ÿ™๐Ÿ™

09/07/2026
09/07/2026

๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ.

๐€๐ซ๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐๐ข๐ง๐ข๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐š๐ฅ๐šฬ€๐ง๐š ๐Ÿ—๐Ÿ“-๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ• ๐ฆ๐ข๐Ÿ๐ž๐ก๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ณ๐š๐ก๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐ข๐ฆ-๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š ๐ฅ๐š๐ก๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐Ÿ๐š๐ก๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐ŸŽ๐Ÿ-๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ• ๐š๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐๐ข๐ง๐ข๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š ๐Ÿ–๐Ÿ.

Ny Minisiteran'ny Fizahantany sy ny Asa-tanana eto Madagasikara , dia mampatsiahy ireo mpitantana trano fandriam-bahiny fa ๐ญ๐š๐Ÿ๐ข๐๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐š๐ง๐š๐ญ๐ข๐ง'๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ณ๐š๐ฒ ๐ฏ๐จ๐š๐Ÿ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐š๐ฅ๐šฬ€๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ฆ๐ž๐ง๐จ ๐ข๐ซ๐ž๐จ "๐Ÿ๐ข๐œ๐ก๐ž ๐๐ž ๐ฉ๐จ๐ฅ๐ข๐œ๐ž" ๐ก๐จ ๐š๐ง'๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐ข๐Ÿ๐š, ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ญ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐ง'๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ซ๐š. ๐•๐จ๐š๐ซ๐š๐ซ๐š ๐ข๐ก๐š๐ง๐ฒ ๐ค๐จ๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐š๐ง๐š ๐ณ๐š๐ณ๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ฆ๐ฉ๐ฒ ๐ญ๐š๐จ๐ง๐š.

โœ… Natao indrindra izao fampahatsiahivana izao, mba ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ๐˜‡๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ๐˜‡๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ป'๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐—ป๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—น๐—ฒ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป-๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ.

Address

Mananjary
317

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitaleavam-paritry ny fizahantany sy ny Asa tanana Vatovavy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share