Victor coq

Victor coq Mandefasa mp RH misy ilanao anay .manome ihany RH mifanaraka

Bonjour olona jiaby manaraka page na izay Mbola hanaraka ihany koa  .Fantanao ve momba akoho Goliata ?🐓Fantanao ve akoho...
10/07/2026

Bonjour olona jiaby manaraka page na izay Mbola hanaraka ihany koa .
Fantanao ve momba akoho Goliata ?🐓
Fantanao ve akoho Goliata haingampitombo ?
Fantanao ve akoho Goliata manatody lava ?
Fantanao ve valeur akoho Goliata eto Madagascar (prix)?
Raha mañana technique anao dia aleo miompy Goliata satria haingampitombo izy .
Valiny fanontaniana :
N'y akoho Goliata dia haingampitombo tena haingana Ary izy akoho be nofo .
Akoho Goliata koa manatody lava mitovy @ pondeuses ihany koa .Ary izy ihany koa mitovy hena akoho gasy .Raha Mbola tehisehatra fiompiana dia anisany tsara io .Akoho Goliata ihany koa bé vata mahazaka 10kg Ary akoho Goliata tsy mampijaly mandafo .Maro fomba hamarotana izio .Efa misy olona maka akoho Goliata Fao eto mananara satria izy mampitsena .
Havako oooo Raha Mbola tsy niompy anao andao hiompy Fao tsara Raha efa niompy anao andao hampiditra akoho haingampitombo .
NB: tsy mifana
Afaka manampy anao mitady zanany Goliata Zaho Raha hanomboko anao na tsy mahita toerana hividianana aza misalasala miditra mp .
Abonné et partager 💗
Efa tsy ela hanao leçon tsika

Leçon partager araho page  Victor coqAbonné +partager
23/05/2026

Leçon partager araho page Victor coq
Abonné +partager

18/05/2026

Tehanome leçon anareo aho androany RH mipartage pub ty are Following jiab

Tonga ndray n'y poulet chair kel . mirary Ary mandray commende ihany koa izahay .Toerana eto mananara .Mp Fw efa kel sis...
14/05/2026

Tonga ndray n'y poulet chair kel . mirary Ary mandray commende ihany koa izahay .
Toerana eto mananara .
Mp Fw efa kel sisa ato ay

Reto anisany akoho ato amintsika
01/05/2026

Reto anisany akoho ato amintsika

Salama aby  Efana nampanantena anareo aho hoe hanome leçon eto aho androany hariva .kay nohony izany dia halefako eto iz...
30/04/2026

Salama aby
Efana nampanantena anareo aho hoe hanome leçon eto aho androany hariva .kay nohony izany dia halefako eto izy Ary mamaly fanontaniana nareo aho androany .

Voalohany aloha miangavy are mi-suivre page ity Zay Fao Raha angatahiko mpankafy
N'y raviny papay ( raviny vapaza ) dia anisany antibiotiques izio zany hoe mitovy @ tongolo gasy ihany koa .
+ Asany :
- Miaro Barika s'y peste izy sad manadio vavony ihany koa .
- Manasitrana akoho voany Barika s'y peste io iznay hoe na efa voa iz afaka omena tsara ( 3j -5j) izy ts asíana rano Fw iz pur .
- Manala kankana ihany koa izy .
+ Fampesana azy .
Alainao raviny papay io totona atao rano kel mbw hazahoanao rano misy2 dia ifiahina atao anaty verra ohatra .Izio aveo atao anaty rano omena zareo igny .Zay omena 2 fois par semaine . Fw rehefa mitsabo Marary ndray tsy asíana rano .
Fanamarihana :
Raha akoho efa Marary omenao azy dia Raha akoho kely omeo 1cc .
Raha akoho lehibe omeo 3 cc eo .

NB; Raha tianao hahita leçon ato Fao anao aza adino misuivre page coq . Ary partager mbw ho hohitany namanao .
Zay aloha androany mazotoa mampihatra daholo .Raha Mila fanazavana fanampiny aza misalasala miditra mp

30/04/2026

leçon gratuit hariva mikasika fampesana raviny papay (vapaza )

Address

Projet
Mananara Avaratra

Opening Hours

09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Victor coq posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share