12/05/2026
π’ FIKAONANDOHANβNY TANORA MIAINGA IFOTONY
Ho antsika tanora rehetra tsy anavahana :
Tanora manana fahasembanana, mpianatra eny aminβny Oniversite, fikambanana, olon-tsotra, tantsaha, mpandraharaha, lehilahy na vehivavy.
π£οΈ Tonga izao ny fotoana ahafahantsika maneho hevitra sy mandray anjara aminβny fampandrosoana.
π
Indro ny daty rehetra ho anβireo Kaominina anaovana ny Fikaonandohanβny Tanora ato anatinβny Distrikanβi Manakara.
π Koa manentana antsika tanora rehetra mba samy hanatona ny toerana voateny amin'ny affiche izay tandrify antsika avy.
π₯ Sahia miteny fa fotoana izao!
π’ Tongava maro ary!
Ministère de la Jeunesse et des Sports