11/04/2026
VALIN-KAFATRA HOAN'ILAY OLONA NOMEN'NY TANORA FAHEFANA , KA NITSIPA-DOHA NY TANORA Nitaky ny tena Fanovana
Mbola tsy nikasa Hiala ary nanohana anao hatrany ny tanora , ny mpitolona , nifanome toky Isika hiray ombon'antoka hoan'ny Fampandrosoana...
SAINGY Rehefa mitaky Ilay Fanovana tena izy Izahay .Dia Mahazo Vava :
Hoe Mianara politique : TSY FITIAVANAY Mpanao politika sy fivadibadi-dela no nanilihanay Mpanao politika, ankehitriny Ianao mihintsy no lasa tsy mena-mivadika ka manaratsy anay tanora , Indrindra fa I HERIZO Izay nanao ny sorona ny hipetrahanao eo ...
Tabataba Této amin'ny Tambajotran-tserasera no nanalanay an'i Rajoelina , Ny COMMUNICATION Nataonay no ahafanareo sy ireo forongon'olona efa nangalatra harem-pirenena ,mafia ireo mihinam-bolambahoaka ampilaminana eo .
Tsy nomeko ministre I herizo Satria fahaizana no Ilaina , Tsy nojerenareo akory ny diplôme an'i Herizo sy ny fahaizana, tsy ilaina izany satria Quota ifampizaranareo ny ministre. Fandoavana écolage no idirana ao , ka misy ny mandoha Ilay écolage mandritra ny mandat , ka lasa manangonkarena hamerenambola ireo .
Voakarama ny tanora , misy politisianina Manome vola I herizo. Iza no tena mpanambitamby an'I Herizo ? omena poste , sns ... Ary Ianao vé Sahy Milaza fa tsy Nandray vola avy tany ivelany sy volan'ny Karana nasahianao nihetsika sy nanetsehanao ny Capsat tamin'ireny ??? Rehefa Misolelaka àminareo toan'ny Assedu mada Izany dia tsy voakarama ,fa Rehefa Milaza Zavatra marina sy manohatohana ny fihinanan'i Siteny 3 ème president dia voakarama ???
Tsy nampiasa hery Ianao hoy Ianao : Gen Z 6 Zay no tratran'ny intimidation sy fampitahorana ataon'ny aide de camp anao , misy taminay no efa encerclena , misy nentina Natao enquête , efa fampiasana hery izany ..
... Ary rahonana koa fa hamoahana Mandat D'Arret I Herizo ... Anareo Tokoa ny Fahefana ka araraoty fa tsy maintsy hiverina amin'ny tompony io ...
Tanora tsotra mangataka izay efa nifanekena Lazaina fa m