U-Report Manakara

U-Report Manakara Ambassadeur U-report Manakara
Alefaso Sms amin'ny 301 ny teny hoe Ureport

Manakara l Zoma 22 Mai 2026 𝑰𝒓𝒂𝒚 𝒗𝒐𝒍𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒉𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒓𝒂-𝒕𝒔𝒐𝒔𝒊𝒂𝒍𝒚, 𝑭𝒊𝒕𝒂𝒍𝒆𝒂𝒗𝒂𝒎-𝒑𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓y ny 𝑴𝒑𝒐𝒏𝒊𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒏𝒌𝒊𝒏𝒂 𝑭𝒊𝒕𝒐𝒗𝒊...
22/05/2026

Manakara l Zoma 22 Mai 2026

𝑰𝒓𝒂𝒚 𝒗𝒐𝒍𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒉𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒓𝒂-𝒕𝒔𝒐𝒔𝒊𝒂𝒍𝒚, 𝑭𝒊𝒕𝒂𝒍𝒆𝒂𝒗𝒂𝒎-𝒑𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓y ny 𝑴𝒑𝒐𝒏𝒊𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒏𝒌𝒊𝒏𝒂 𝑭𝒊𝒕𝒐𝒗𝒊𝒏𝒂𝒈𝒏𝒚.

Nandritra izany dia nisy fampirantiana stand, ka nandray anjara tamin’izany ny Ambassadeur U-Report Manakara ary nanao fanentanana ho an’ireo tanora momba ny U-Report sy ny asa ataony.

UNICEF Madagascar
U-Report Manakara
U-Report Madagascar

16/05/2026

🚀 Mora sa sarotra ny manomboka fandraharahana ankehitriny ?
Zarao ny hevitrao amin’ny alalan'ny sondage U-Report momba ny fandraharahana !
📩 Valio maimaim-poana ireo SMS alefa amin’ny 301
✅ Tsotra, haingana ary mijanona ho tsiambaratelo ny momba anao rehetra
💬 Manan-danja ny feonao !

***************************
🚀 Entreprendre aujourd’hui : facile ou difficile ?
Donne ton avis avec le nouveau sondage U-Report sur l’entrepreneuriat !
📩 Réponds gratuitement aux SMS envoyés sur le 301.
✅ Simple, rapide et anonyme
💬 Ta voix compte !

09/05/2026
Ho avy tsy ho ela ny consultation nationale hanavaozana ny politikam-pirenena ho an ny tanora na ny PNJ ary hampiasaints...
09/05/2026

Ho avy tsy ho ela ny consultation nationale hanavaozana ny politikam-pirenena ho an ny tanora na ny PNJ ary hampiasaintsika amin'izany ny U-Report.
Koa raha te hahazo hafatra avy amin'ny U-report anao dia midira ho Ureporteur alefaso Sms amin'ny 301 ny teny hoe U-report

JEUNE DE MADAGASCAR, TA VOIX COMPTE ! 🇲🇬✊
👋 Salut les jeunes!
La consultation des jeunes pour la mise à jour de la PNJ sera bientôt lancée, et U-Report fait partie des outils utilisés pour recueillir vos avis.
👉 Tu veux recevoir ce sondage et faire entendre ta voix?
Deviens U-Reporter dès maintenant!
📱 Comment s’inscrire?
➡️ Envoie « ureport » par SMS au 301 (tout en minuscule, sans espace)
➡️ SMS gratuit
➡️ Tous opérateurs: Yas, Airtel, Orange
💬 Ta participation peut vraiment faire la différence.
👥 Rejoins des milliers de jeunes déjà engagés!


📢 TANORA MALAGASY, MANAN-DANJA NY FEONAO ! ✊
👋 Salama ry tanora !
Hatao tsy ho ela ny fakan-kevitra ho an’ny tanora amin’ny fanavaozana ny PNJ, ary U-Report dia isan’ireo fitaovana ho ampiasaina hanaovana izany. .
👉 Te handray anjara amin’ity fanadihadiana ity sy hitondra ny feonao sy ny manodidina anao ve ianao?
Midira ho U-Reporter dieny izao!
📱 Hisoratra anarana?
➡️ Alefaso amin’ny SMS ny teny « ureport » any amin’ny 301 (litera madinika avokoa, tsy misy elanelana na tsipi-panohizana)
➡️ SMS maimaim-poana
➡️ Mety amin’ny tambajotra rehetra: Yas, Airtel, Orange
👥 Mandraisa anjara miaraka amin’ireo tanora an’arivony efa mpikambana !


U-Report Madagascar

04/05/2026

💡 Manana eritreritra momba ny fananganana orinasa ve ianao ?
Ny U-Report dia manasa ny tanora rehetra hizara ny heviny momba ny fandraharahana sy ny fananganana orinasa ⭐
Ny valin’ny hevitrao dia hanampy amin’ny fahatakarana bebe kokoa ny zavatra ilain’ny tanora amin’ny sehatry ny fidiram-bola sy ny asa.
👉 Alefaso aminay ny valinteninao, satria:
• Manan-danja ny feonao
• Ny hevitrao dia afaka mitarika fanapahan-kevitra mahasoa ho an’ny tanora

📲 Midira ary mandray anjara amin’ny sondage U Report izao !
Alefaso MP ato 👉https://bit.ly/3RgtIny👈 ny teny hoe REVENU ary mirosoa amin’ny resadresaka


💡 Avez vous des idées pour créer votre propre entreprise ?
U Report invite tous les jeunes à partager leurs opinions sur l’entrepreneuriat et la création d’entreprise ⭐
Vos réponses permettront de mieux comprendre les besoins et les défis des jeunes en matière de revenus et d’emploi.
👉 Envoyez nous vos réponses, car:
• Votre voix compte
• Vos idées peuvent contribuer à orienter des décisions favorables aux jeunes
📲 Participez dès maintenant au sondage U-Report !
Envoyez le mot REVENU en message privé 👉https://bit.ly/3RgtIny👈 , et commencez la conversation.

22/04/2026
10/04/2026

🌍🌿 Faran’ny herinandro : andro fakana aina 🌿
Zava dehibe ny fakana aina, satria manampy betsaka amin’ny fahasalamana ara-tsaina 🤍
Ny faran’ny herinandro dia fotoana tsara hiatoana kely sy hikarakarana ny tenantsika.
👉 Ireto avy ny zavatra tsotra azon’ny tanora atao mandritra ny faran’ny herinandro :
🧘‍♀️ miala sasatra sy manalavitra adin tsaina
🚶 mandehandeha na manao fanatanjahantena
🗣️ miresaka amin’olona atokisana
🎶 manao zavatra mahafaly (mozika, famakiana boky, zavakanto…)
😴 matory tsara sy mikarakara vatana
💬 Tsarovy : tsy fahalemena ny mangataka fanampiana. Fomba iray hikajiana ny fahasalamana ara tsaina izany.

👉 Inona no ataonao mba hitazonana ny fahasalamanao ara tsaina?
➡️ Zarao amin’ny commentaire ary ampitao amin’ny namana 👍
🧡 Mitovy lanja ny fahasalamana ara-tsaina sy ara-batana.




🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸

🌍🌿 Week end : un temps pour se ressourcer 🌿
Il est important de prendre du temps pour soi, car cela contribue fortement à la santé mentale 🤍
Le week end est un moment idéal pour faire une pause et prendre soin de soi.
👉 Voici quelques gestes simples que les jeunes peuvent adopter pendant le week end :
🧘‍♀️ se reposer et réduire le stress
🚶 se promener ou pratiquer une activité physique
🗣️ discuter avec une personne de confiance
🎶 faire des activités qui font plaisir (musique, lecture, art…)
😴 bien dormir et prendre soin de soi
💬 Rappel : demander de l’aide n’est pas un signe de faiblesse, mais une manière de préserver sa santé mentale.
👉 Que fais tu pour prendre soin de ta santé mentale ?
➡️ Partage le en commentaire et fais passer le message à tes amis 👍
🧡 La santé mentale est tout aussi importante que la santé physique.


01/04/2026

🌍 Ianao ve nandray anjara tamin’ny Earth Hour tamin’ity taona ity?
📣📣Tianay ho fantatra ny hevitrao !
💡 Manana soso-kevitra hanatsarana ny hetsika toy ireny ve ianao?
💬 Alatsaho anaty commentaire izany na
📲 alefaso SMS amin’ny 301 ny teny hoe "EH2026" ary lazao ao ny hevitrao 🌱✨

*********************************************
📣📣 Nous aimerions connaître ton avis!
💡 As-tu des idées pour améliorer cette initiative?
💬 Partage tes suggestions en commentaire ou
📲 envoie "EH2026" par SMS au 301, puis ajoute ton idée.
Ta voix compte. Fais nous savoir ce que tu en penses ! 🌱✨

WWF Madagascar
aika
Namako ny Tany
U-Report Miköragna Toamasina
U-Report Analamanga
U-Report Manakara

Address

Manakara
316

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when U-Report Manakara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share