Arambo

Arambo Today's action for the future

Miarahaba ny Ndrenogny vaovao ary morary soa ny taranaka hatrany
18/09/2026

Miarahaba ny Ndrenogny vaovao ary morary soa ny taranaka hatrany

01/09/2026

🔥 LOZA: May tanteraka ny tananan’Andranomavo, Vatana! 🚨

❓ Nohon’ny hetraketraky ny natiora ve sa niniana natao? 🤔

💔 Tohina tanteraka ny fonay rehefa nahare fa may tsy nisy niangana ny tananan’Andranomavo (Kaominina Vatana, Departemanta Ambahive, Manakara). 🏠🔥 Tao anatin’ny fotoana fohy monja dia levona sy fongana tanteraka ny zava-drehetra, izay nohariana tamin'ny hatsembohana aman-taonany maro. ⏳📉

🤝 Etoana dia mampahery antsika mianakavy rehetra tsy an-kanavaka ny Fikambanan’Ambahive Miray. 🤲✨

🆘 ANTSO AVO HO AN'NY FIFANAMPIANA 📢

🙏 Manao antso avo aminareo havana sy malala tanana rehetra izahay mba hanao tolon-tanana hanampiana ireo tra-boina. 🤝 Izay kely vitanao dia fanampiana lehibe ho azy ireo:

🛏️ Fitaovana sy kojakojan-trano: Lamba fampiasa an-trano, bodofotsy.
👕 Akanjo: Tsy mifidy taona, na karazana.
🍲 Sakafo sy vola. 💶🌾
🧱 Fitaovana fanamboaran-trano. 🔨
📍 FANDAMINANA SY FANATERANA 📦
🏢 Toerana fanaterana eto Antananarivo: Foibe/Siège Ambahive Miray, Lot 70 E Imerinafovoany Talamaty. 📍

⏰ Fe-potoana: Tsara raha atolotra ao anatin'ity herinandro ity, mba hoentina any amin'ireo havana any an-toerana amin'ny herinandro manaraka. 🚚💨

🗺️ Ho an’ireo any amin’ny Faritany: Hampandrenesina tsy ho ela ireo sampana (antenne) afaka mandray ny fanampiana. 📡

🕊️ « Ho loniko tsy hisy koa ny raha okan’izao. » 🙏💚

📞 Fifandraisana sy fanazavana fanampiny:
👤 Sekretera Jeneraly (M. Jean Louis): 📞 +261 34 64 150 24
👤 Mpitam-bola (Mme Rozimalala Angelle Dillande): 📞 +261 34 97 661 58
💖 Misaotra mialoha tamin'ny fanehoana fitiavana sy firaisankina! 🙌
✨ Ambahive Miray, Ambahive iraika avao! 🌴✊

20/06/2026
13/05/2026
✊🌿« Un Engagement véritable pour la Communauté »🌱À travers ARAMBO, son pôle RSE,  Group agit pour un développement commu...
28/01/2026

✊🌿« Un Engagement véritable pour la Communauté »

🌱À travers ARAMBO, son pôle RSE, Group agit pour un développement communautaire concret et durable, fondé sur les valeurs culturelles et le respect des territoires.

🍃En soutenant les initiatives locales, l’artisanat, la jeunesse et les communautés d’accueil, ARAMBO contribue à un tourisme à impact positif, où chaque expérience devient un levier de valorisation humaine, sociale et culturelle pour Madagascar.



✨Dans le cadre du Forum « Alliance For Impact », organisé le vendredi 19 décembre 2025 à Meva Guesthouse, ARAMBO, entité...
23/12/2025

✨Dans le cadre du Forum « Alliance For Impact », organisé le vendredi 19 décembre 2025 à Meva Guesthouse, ARAMBO, entité engagée en tant que le pôle RSE (Responsabilité Sociétale d’Entreprise) de Poinsettia Group, a honoré cet événement par sa présence et son engagement.

🌿À travers sa participation, ARAMBO réaffirme sa mission de promotion de l’impact social, du développement durable et de l’engagement communautaire, en parfaite cohérence avec les valeurs portées par l’Alliance entre Poinsettia Group et G.Works

🤲La présence d’ARAMBO lors de ce forum témoigne de l’importance d’intégrer les dimensions sociales, humaines et environnementales dans les stratégies de développement économique, notamment dans les secteurs du tourisme, de la formation et de l’événementiel.





Address

Manakara

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Arambo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share