Manakara Madagascar

Contact the organization

Manakara Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manakara Madagascar, Community Organization, Fanalahidy, Manakara.

02/10/2026
02/10/2026

🌍🧹 J-8 | ’NDAO HANADIO !
⏳ 8 andro sisa !
Efa manakaiky ny World Cleanup Day Madagascar 2026! 💚🌍
đź“… 10 Oktobra 2026
📍 Atsimomparihy, Ambohidratrimo
⏰ Fahatongavana : 7h45 maraina
Tsy fanadiovana fotsiny no hataontsika amin’io andro io, fa fotoana iray hifampizarana, hianarana ary hampitomboana ny fahatsiarovan-tena momba ny fiarovana ny tontolo iainana. 🌱🤝
🗣️ Sensibilisation sy fanentanana
đź§ą Marathon de nettoyage
♻️ Concours de collecte de déchets
🌱 Ateliers pratiques écolos
🤝 Networking
Amin’ny alalan’ireo hetsika ireo dia samy afaka mandray anjara amin’ny fanovana ny fomba fijerintsika sy ny fahazarantsika manoloana ny fako sy ny tontolo iainana isika.
Ary mihoatra noho ny hetsika iray andro, hametraka dian-tanana ho an’ny taranaka isika, ho mariky ny fandraisantsika andraikitra anio mba hananana tontolo iainana tsara kokoa rahampitso. 🌱💚
📍 Axe 1 : Lac Antsimomparihy
📍 Axe 2 : Rova Ambohidratrimo
💚 Ny fahadiovan’ny tontolo iainana dia andraikitsika rehetra.
🌱 Ny fanovana dia manomboka amin’ny fahatsiarovan-tena.
🤝 ’Ndao hifampitaona, ’ndao hifanentana, ’ndao hametraka dian-tanana ho an’ny taranaka !
de l’Environnement et du Développement Durable





Miarahaba anareo ragnandria
13/09/2026

Miarahaba anareo ragnandria

13/09/2026

Ho arahinao mivantana eto Pejy Facebook RADIO RAKAMA MANAKARA sy Radio RAKAMA Farafangana sy amin'ny RADIO RAKAMA FM 90.6 MHz 91.6 MHZ 103.4 MHz

Amin'ny 8ora marina ny fizotran'ny sorona Masina fanamasinana ho Diakra sy ho Pretra eto Paroasy Md Vincent de Paul Tanambao Manakara.

Aza miala lavitra avy eo zany.

Address

Fanalahidy
Manakara

Opening Hours

Monday 08:00 - 22:30
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manakara Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Manakara Madagascar:

Shortcuts

Share