FS Menabe - Filongoasoan’i Menabe - Sofia

FS Menabe - Filongoasoan’i Menabe - Sofia -FIHAVANANA
-FANDROSOANA
-FIFANAMPIANA

Avokavokan’ny fikambanana FS FS Menabe - Filongoasoan’i Menabe - Sofia
20/08/2026

Avokavokan’ny fikambanana FS FS Menabe - Filongoasoan’i Menabe - Sofia

19/08/2026
Ireo sary nanamarika ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fikambanana FS Menabe - Filongoasoan’i Menabe - Sofia.
19/08/2026

Ireo sary nanamarika ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fikambanana FS Menabe - Filongoasoan’i Menabe - Sofia.

FANKALAZANA NY FANOKAFANA OFISIALY NY FS MENABE Faly sy mankasitraka ny rehetra izahay tamin’ny nahavitana soa aman-tsar...
19/08/2026

FANKALAZANA NY FANOKAFANA OFISIALY NY FS MENABE

Faly sy mankasitraka ny rehetra izahay tamin’ny nahavitana soa aman-tsara ny lanonana fanokafana ofisialy ny FS Menabe. ❤️

🙏 Fisaorana lehibe ho an’ireo Manampahefana sy vahiny manan-kaja izay nanome voninahitra anay tamin’ny fahatongavana sy ny fanohanana.

Misaotra ihany koa ny Birao mpitantana sy ny mpikambana rehetra tamin’ny fiaraha-mientana, ny ezaka ary ny firaisankina nasehonareo.

❤️ Mankasitraka antsika rehetra amin’ny fo!

FS MENABE – Firaisankina • Fifanampiana • Fandrosoana 🇲🇬🤝

Address

Mamoikony
Mampikony
414

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FS Menabe - Filongoasoan’i Menabe - Sofia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share