22/08/2025
Mankasitraka Antsika rehetra izay efa nandray anjara tamin'ny "Hetsika Fitaovam-pianarana" izay karakarain'ny Association Tsiorintsoa
Efa vitsy dia vitsy Sisa ny fitaovana ary Amin'ny faran'ny vola Septambra no farany fandraisana commande
Ireto indray kosa ny santionan'ny Amin'ny vidin'ny fitaovana
Protège :
Bonne qualité : GF 750ariary/1 PF 450ariary/1
Moyenne qualité : GF 400ariary/1 PF 300ariary/1
Stylo Schneider : 650ariary/1 (boîte : 32 500ariary 50 pièces)
Règles complètes flexibles 30cm : 1800ariary/1
Crayons de couleur :
Maped : 7 200ariary/1
Carioca : 9 200ariary/1
Carrefour : 3 700ariary/1
Crayon :
Cashbird : 1 600ariary/1
Non taillé : 2 100ariary/1
Compas :
Vy : 900ariary/1 (boîte : 21 600ariary 24 pièces)
Plastique : 1 300ariary/1 (boîte 7 800ariary 6 unités)
Maped : 3 000ariary/unité
Maped Kids : 4 100ariary/unité
Maped Study : 5 100ariary/unité
Feutre Maped 7 100ariary
Feutre Carioca 10 100ariary
Peinture Carioca 11 600ariary
Peinture sans marque 2 100ariary
Gomme blanche 6 100ariary paquet
Craie blanche Giotto 9 100ariary Paquet
Craie couleur Giotto 16 100ariary Paquet
Craie couleur Chalk XIA 3 200ariary Paquet
Craie blanche Chalk XIA 2 800ariary Paquet
Scotch PM 4 100ariary Paquet
Ireto Ambany ary ny dingana arahana raha te hisitraka an'izany isika
CGV Association Tsiorintsoa
1- Alefa Amin'ny hafatra miafina ny commande (lisitry ny entana).
2- Afaka manatitra izahay(Misy service de livraison) na ihany Koa afaka alainareo ety Amin'ny siège an'ny association Tsiorintsoa (Antovontany Malaza Ambohijanaka) ny commande anareo
3-Raha aterina ny entana dia sady mandefa ny commande-anao enao no mandefa ny contact sy ny toerana hanaterana azy
4- Raha Alaina kosa ny entana dia miteny any Amin'ny hafatra miafina ny andro sy ny Ora hakanareo azy ianareo
Fanamarihana : raha mila fanazavana misimisy kokoa dia afaka miditra hafatra miafina na miantso avy hatrany ny 0349471080
✨
Conception affiche : Multi-fonktion ✨