04/02/2026
Vola 30 tapitrisa ariary no natolotry ny filohan’ny fanavaozana ny repoblika hoan’ireo traboina rehetra eto amin’ny EPP Fiofio miampy vary iray gony isan-tokantrano ary kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavan'andro
Ambetiten’ny filoha hatrany ny fankaherezana ireo traboina izay notsidihany amin'izao voina mahazo azy ireo izao....Miisa 900 eo ireo traboina raisina an-tanana eto amin’ity toerana voatokana ity Fra Gile Following Andy Beauté Majunga Andy Perlot Andrianisainana