Support the premature

Support the premature Venir en aide aux prématurés et aux petits poids de naissance sous toutes les formes que ce soient et de supporter leurs mères.

Convaincu(e) que chaque être humain : 1/ est né libre, 2/ a droit à la protection à tout stade de sa vie, 3/ doit être soulagé de toute souffrance , 4/ et vivre dans la dignité

03/06/2026

Tongasoa ianareo followers vaovao mpanaraka ny pejintsika! An-kafaliana no handraisana anareo! Nadia Rasoamalala, Domohina Rakotonavalona, Haingomalala Narindraniaina, Samirah Michèle Mbony, Nofy Randriamada, さ よ, Æriël Fãh, Fitia Harisoa, Anja Randriambelo, Lucie Raharinirina, Mah Tokïh

Miarahaba ny reny rehetra tratry ny fety anio.
31/05/2026

Miarahaba ny reny rehetra tratry ny fety anio.

🇲🇬🤷‍♂️⁉️Afaka manao   ny zanany koa ve ny dadany?👍Eny, mazava ho azy!🦘 Ny Fomba Fikarakarana Reny Kangoroa  dia mamerina...
29/05/2026

🇲🇬🤷‍♂️⁉️Afaka manao ny zanany koa ve ny dadany?

👍Eny, mazava ho azy!

🦘 Ny Fomba Fikarakarana Reny Kangoroa dia mamerina ny toerana maha ray aman-dreny :
🔸Mandray anjara amin'ny fikarakarana ny zanany izy ireo, rehefa manomboka fiofanana voalohany momba ny trotro an-koditra🤱,

🔹Avy eo dia lasa mpikarakara fototra ny zanany izy ireo 💖.

👩‍👩‍👧‍👦 Ny maha-eo ny ray aman-dreny dia efa fanafody mahery vaika ho an'ny zaza 👶

🔔 Andao hampiroborobo ny fikarakarana mifototra amin'ny ankohonana🏡 mba hahafahan'ny zaza teraka aloha loatra mifandray haingana amin'ireo akaiky azy.

Na dia teraka tsy tonga volana aza ⏳, dia manan-jo ho eo anilan'ny 🎗️ ho tombontsoa lehibe ho azy 🌟

-----------------------------------------

🇫🇷 🤷‍♂️⁉️Est-ce que le peut lui aussi mettre son bébé en 💞 contre lui ?.
👍Oui, bien sûr !

🦘 La méthode mère kangourou ( ) remet les parents à leur place:
🔸ils participent aux soins de leurs bébés d'abord au début des séances de 🤱,
🔹Puis ils deviennent les premiers soignants de leurs enfants 💖.

👩‍👩‍👧‍👦 La présence des parents est un puissant remède pour le bébé 👶

🔔 Favorisons les sur la 🏡 afin que le bébé prématuré s’intègre vite auprès de ses proches.

Malgré son arrivée trop tôt ⏳, il a le droit d’être parmi sa 🎗️ pour son plus grand bien 🌟

GFCNI Fundación Canguro - Padres

🤱💞 Ny ** trotro an-koditra  (peau-à-peau)** dia manampy amin'ny famerenana sy fanamafisana ny fifamatorana eo amin'ny re...
27/05/2026

🤱💞 Ny ** trotro an-koditra (peau-à-peau)** dia manampy amin'ny famerenana sy fanamafisana ny fifamatorana eo amin'ny reny sy ny zanaka izay tapaka tampoka noho ny fahaterahana aloha loatra.

🌱 Andao hiara-hampiroborobo ny **"TSY HISY FISARAHANA EO AMIN'NY RENY SY NY ZAZA"** 💚

👶 Ary ianao?

💭 Ahoana no niainanao ny fifampikasohana hoditra voalohany niaraka tamin'ny zanakao?
❤️ Inona no tsapanao tamin'izany fotoana hafa kely izany?
🦘 Nahitanao voka-tsoa ho an'ny zanakao sy ho anao ve ny fanaovana trotro an-koditra ?

🗣️ Ny fijoroanao vavolombelona sy ny fizaranao ny traikefanao dia mety hanampy reny sy ray aman-dreny hafa izay mandalo izao sedra izao.

💞 Aza misalasala mizara ny tantaranao ao amin'ny fanehoan-kevitra (commentaires).

------------------------- 🇫🇷 🇫🇷 🇫🇷 --------------------------

🤱💞 Le peau-à-peau recrée et renforce le lien mère-enfant interrompu brutalement par la naissance prématurée.

🌱 Promouvons ensemble le ZÉRO SÉPARATION MÈRE-ENFANT

🫵Et vous ?

💭 Comment avez-vous vécu le premier peau-à-peau avec votre bébé ?
❤️ Qu'avez-vous ressenti à ce moment si particulier ?
🦘 Avez-vous constaté des bienfaits de la Méthode Mère Kangourou pour vous et votre bébé ?

🗣️ Votre témoignage peut aider d'autres mères et parents qui traversent cette même épreuve.

💞 N'hésitez pas à partager votre expérience en commentaire.
----------
👇 Racontez-nous votre premier peau-à-peau en quelques mots.




Le saviez-vous ? 🤱✨Que se passe-t-il réellement chez un bébé   lorsqu’il est en position  , en  -à-peau contre sa mère ?...
25/05/2026

Le saviez-vous ? 🤱✨

Que se passe-t-il réellement chez un bébé lorsqu’il est en position , en -à-peau contre sa mère ? 🦘❤️

En contact direct avec sa maman, le nouveau-né :
🔹 Sent son odeur familière 🌸
🔹 Ressent la chaleur de sa peau , ses doigts lui caressant
🔹 Entend les battements de son cœur et sa voix rassurante 💓🗣️

Tout cela stimule son cerveau encore immature et favorise son développement.

Ce geste simple, mais puissant, protège le bébé contre les complications ultérieures de la (troubles de la concentration, re**rd du langage ou re**rd moteur...) 🧠💪


🇫🇷 Mai est le mois de la sensibilisation au peau-à-peau. 👶Le peau-à-peau va bien au-delà du simple contact affectif . C'...
20/05/2026

🇫🇷 Mai est le mois de la sensibilisation au peau-à-peau. 👶

Le peau-à-peau va bien au-delà du simple contact affectif . C'est un acte médical à part entière, aux effets scientifiquement prouvés sur la survie et le développement du nouveau-né prématuré . Il guérit, rassure et unit. Voici ses super-pouvoirs pour le bébé prématuré et ses parents :

🩻Stabilise la respiration et apaise le bébé.
🌡️Maintient le bébé au chaud et accélère sa croissance
✨Stimule positivement le neurodéveloppement du bébé.
🧘‍♀️Chasse l'inquiétude et le stress des parents.
🤱Booste l'allaitement et crée un lien indestructible.

🎗️Chaque minute contre votre cœur est un pas de géant pour son avenir. ❤️



--------------------------------------------------------------

🇲🇬 Ny volana May dia volana natokana hanentanana amin'ny fampifampikasohana ny hoditry ny zaza amin'ny an'ny ray aman-dreniny (Peau à peau). 👶

Ny fifampikasohana hoditra dia mihoatra lavitra noho ny fifamatorana ara-pihetseham-po tsotra fotsiny .Fomba fitsaboana feno izay efa voaporofo fa misy fiantraikany amin'ny fahaveloman'ny zaza vao teraka tsy tonga volana sy ray aman-dreniny izany:

🩻 Mandrindra ny fofonaina sy mampitony ny zaza.
🌡️Manafana ny zaza sy mampitombo azy haingana.
✨Mampitombo saina tsara ny zaza.
🧘‍♀️Manala ny roraitra, ny tebiteby ary ny rarintsaina eo amin'ny ray aman-dreny.
🤱Mampirisika ny fampinonoana sy mamatotra fihavanana tsy azo ravana.

Ny isa-minitra lany eo akaikin'ny fonao dia dingana goavana ho an'ny hoaviny. ❤️


🇲🇬 Ny herin'ny trotro an-koditra... 💪Ny 15 mey no Andro iraisam-pirenena ho an'ny fomba fitazaina"trotro ankoditra". Tsy...
14/05/2026

🇲🇬 Ny herin'ny trotro an-koditra... 💪
Ny 15 mey no Andro iraisam-pirenena ho an'ny fomba fitazaina"trotro ankoditra". Tsy fanehoam-pitiavana fotsiny ihany izany, fa ny fifampikasohan-koditra eo amin'ny ray aman-dreny sy ny zaza dia tena mamonjy aina mihitsy. 🌟

🔥Manampy amin'ny fandrindrana ny maripanan'ny zaza teraka aloha loatra sy mahatsara ny fahasalamany amin’ny ankapobeny ny trotro an-koditra.

🎗️Fihetsika tsotra, voajanahary ary tena mamonjy aina. ❤️

Ary ianao ve efa nanao trotro an-koditra ny zanakao koa? Zarao eo amin'ny commentare eo ambany

----------------------------

🇫🇷 Le pouvoir du peau à peau.
Le 15 mai, nous célébrons la Journée internationale de la méthode Mère Kangourou. Plus qu'un simple câlin, le contact peau à peau précoce et prolongé sauve des vies, régule la température des prématurés et améliore sa santé globale.
Un geste simple, naturel et vital. ❤️




Et vous, avez-vous pratiqué le peau à peau ? Dites-le nous en commentaire ! 👇

Jery todika  📸✨. Iray volana lasa izay ny Kongresy momba ny fahaterahana aloha loatra sy ny zaza menavava marary 👶.  Ny ...
20/04/2026

Jery todika 📸✨. Iray volana lasa izay ny Kongresy momba ny fahaterahana aloha loatra sy ny zaza menavava marary 👶.

Ny tanjontsika dia ny hanome ny tsaratsara kokoa hatrany mba ahafahan'ireo zaza ireo manomboka ny fiainana ao anatin'ny fahasalamana feno fanantenana.
🙏Misaotra ireo mpandray anjara rehetra noho ny fanoloran-tenany.

GFCNI Fundación Canguro - Padres Société Malgache de Pédiatrie

21/03/2026

Address

Mahamasina
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Support the premature posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share