Sampati FJKM Ziona Famonjena

Sampati FJKM Ziona Famonjena 🎉 𝑻𝑶𝑵𝑮𝑨𝑺𝑶𝑨
𝒆𝒕𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒑𝒆𝒋𝒚 𝒐𝒇𝒊𝒔𝒊𝒂𝒍𝒊𝒏’𝒏𝒚
✨ 𝑺𝑨𝑴𝑷𝑨𝑻𝑰
𝑭𝑱𝑲𝑴 𝒁𝑰𝑶𝑵𝑨 𝑭𝑨𝑴𝑶̂𝑵𝑱𝑬𝑵𝑨 ✨
👉 Araho (Follow) ny pejy 🤍🙏✨
📖 𝑭𝒂 𝒊𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒎𝒃𝒂 𝒏𝒂𝒎𝒂𝒏’𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒎𝒊𝒉𝒆𝒎𝒐𝒕𝒓𝒂(Hebreo 10:39a)

  Tontosa ny fihaonam-be tany Ambatondrazaka 12,13,14 Aogositra 2026."Aoka hirehitra ny jironareo". Lio 12:35b. Ny Birao...
17/08/2026



Tontosa ny fihaonam-be tany Ambatondrazaka 12,13,14 Aogositra 2026.

"Aoka hirehitra ny jironareo". Lio 12:35b.

Ny Birao SaMpaTi Foibe izay tarihin'ny filoha Jakala Donatello Mpitandrina, Ny Tonia sy Tonia Mpanampy dia faly midera sy misaotra an'Andriamanitra noho ny fitantanany ka nahavitana soamantsara iny Fihaonambe faha-IX iny ary manolotra fisaorana ny Foibe FJKM, ny Foibe SAMPATi, ny Synodamparitany Ambatondrazaka Vaovao, ny Komity mpanomana rehetra, ireo mpanohana, ny mpikambana rehetra tonga niatrika ny Fihaonambe sy nitondra am-bavaka izany.
Isaorana toy izany koa ny Birao Mpiandraikitra Foibe, ny Synodamparitany Ambatondrazaka vaovao, ny fitondram-panjakana isa-tokony, ireo nitondra fampianarana rehetra, ny synodamparitany tsirairay .

Misaotra Misaotra Misaotra an'ise izahay, fa mamy sy sitraka telina koa ny@ nataon'ise taminay.
"Ho vonona tsara ho amin'ny asa tsara rehetra"
IITim 3:17b

Ho an’ny Tompo ny voninahitra.

  🇲🇬🙏📍 Ambatondrazaka | 12 – 14 Aogositra 2026Isaorana sy ankalazaina Andriamanitra, fa tanteraka soa aman-tsara ny Fiha...
16/08/2026

🇲🇬🙏
📍 Ambatondrazaka | 12 – 14 Aogositra 2026

Isaorana sy ankalazaina Andriamanitra, fa tanteraka soa aman-tsara ny Fihaonambe Sampati Nasionaly izay natao tany Ambatondrazaka ny 12, 13 ary 14 Aogositra 2026. 🙏✨

Fisaorana lehibe ihany koa no atolotra antsika rehetra izay nanohana sy nijoro niaraka tamin’ireo solontena avy amin’ny Sampati FJKM Ziona Famonjena niatrika izany Fihaonambe izany. Zava-dehibe tokoa ny fahatongavana sy ny fandraisana anjara tamin’ity fotoana lehibe ity. 🤝❤️

Faly izahay mampahafantatra fa efa tafaverina soa aman-tsara eto Mahajanga ireo solontena ary salama tsara. 🙏

Misaotra an’Andriamanitra tamin’ny fitahiany, ny fiarovany ary ny fitantanany nandritra izao fotoana izao.

Ho an’Andriamanitra irery ihany anie ny voninahitra! 🙏❤️


Fjkm Ziona Famonjena Mahajanga

Andian-tsary nandritra ny Famaranana ny Fihaonamben'ny Sampana SAMPATI FJKM teto AMBATONDRAZAKA SP 05Sampati FJKM Ziona ...
16/08/2026

Andian-tsary nandritra ny Famaranana ny Fihaonamben'ny Sampana SAMPATI FJKM teto AMBATONDRAZAKA SP 05
Sampati FJKM Ziona Famonjena

𝗙𝗜𝗛𝗔𝗢𝗡𝗔𝗠𝗕𝗘 𝗡𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡𝗔𝗟𝗬 - 𝗜𝗫𝗦𝗔𝗠𝗣𝗔𝗧𝗜 𝗙𝗝𝗞𝗠 SP AMBATONDRAZAKA VAOVAO 05
12/08/2026

𝗙𝗜𝗛𝗔𝗢𝗡𝗔𝗠𝗕𝗘 𝗡𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡𝗔𝗟𝗬 - 𝗜𝗫
𝗦𝗔𝗠𝗣𝗔𝗧𝗜 𝗙𝗝𝗞𝗠
SP AMBATONDRAZAKA VAOVAO 05

𝗙𝗜𝗛𝗔𝗢𝗡𝗔𝗠𝗕𝗘 𝗡𝗔𝗦𝗜𝗢𝗡𝗔𝗟𝗬𝗦𝗔𝗠𝗣𝗔𝗧𝗜 𝗙𝗝𝗞𝗠Niainga anio atoandro ny Sampati FJKM Ziona Famonjena (Fivondronana II) hamonjy ny fihao...
10/08/2026

𝗙𝗜𝗛𝗔𝗢𝗡𝗔𝗠𝗕𝗘 𝗡𝗔𝗦𝗜𝗢𝗡𝗔𝗟𝗬
𝗦𝗔𝗠𝗣𝗔𝗧𝗜 𝗙𝗝𝗞𝗠

Niainga anio atoandro ny Sampati FJKM Ziona Famonjena (Fivondronana II) hamonjy ny fihaonambe any Ambatondrazaka.
Koa mivavaka ho azy ireo isika mba ho tonga soa aman-tsara any ary ho tsara miverina ihany koa.
📷ۦۦ Toavininosy
Fjkm Ziona Famonjena Mahajanga

🅹 - 0️⃣2️⃣𝗙𝗜𝗛𝗔𝗢𝗡𝗔𝗠𝗕𝗘 𝗡𝗔𝗦𝗜𝗢𝗡𝗔𝗟𝗬𝗦𝗔𝗠𝗣𝗔𝗧𝗜 𝗙𝗝𝗞𝗠1️⃣2️⃣ - 1️⃣4️⃣ 𝑎𝑜𝑔𝑜𝑠𝑖𝑡𝑟𝑎 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣Sampati FJKM Ziona FamonjenaTiré de Fjkm...
10/08/2026

🅹 - 0️⃣2️⃣

𝗙𝗜𝗛𝗔𝗢𝗡𝗔𝗠𝗕𝗘 𝗡𝗔𝗦𝗜𝗢𝗡𝗔𝗟𝗬
𝗦𝗔𝗠𝗣𝗔𝗧𝗜 𝗙𝗝𝗞𝗠

1️⃣2️⃣ - 1️⃣4️⃣ 𝑎𝑜𝑔𝑜𝑠𝑖𝑡𝑟𝑎 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣
Sampati FJKM Ziona Famonjena
Tiré de Fjkm Ziona Famonjena Mahajanga

08/08/2026

🅹 - 0️⃣4️⃣

𝗙𝗜𝗛𝗔𝗢𝗡𝗔𝗠𝗕𝗘 𝗡𝗔𝗦𝗜𝗢𝗡𝗔𝗟𝗬
𝗦𝗔𝗠𝗣𝗔𝗧𝗜 𝗙𝗝𝗞𝗠

1️⃣2️⃣ - 1️⃣4️⃣ 𝑎𝑜𝑔𝑜𝑠𝑖𝑡𝑟𝑎 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣

fans


05/08/2026

𝗙𝗜𝗛𝗔𝗢𝗡𝗔𝗠𝗕𝗘 𝗡𝗔𝗦𝗜𝗢𝗡𝗔𝗟𝗬
𝗦𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗣𝗔𝗡𝗔𝗭𝗔𝗩𝗔 𝗦𝗬 𝗧𝗜𝗟𝗬 𝗙𝗝𝗞𝗠

Indroa zaraina amintsika ny fandaharana mandritry ny fihaonambe.

fans


🔥 J-07!Efa akaiky ny fotoana. Koa manentana antsika rehetra hiomana ara-panahy sy ara-batana. Andao hiara-hanatrika ny F...
05/08/2026

🔥 J-07!
Efa akaiky ny fotoana. Koa manentana antsika rehetra hiomana ara-panahy sy ara-batana. Andao hiara-hanatrika ny Fihaonambe Nasionaly 2026 any Ambatondrazaka. Ho vonona tsara ho amin'ny asa tsara rehetra!

Address

FKT Manga
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sampati FJKM Ziona Famonjena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share