Ajecodym II

Ajecodym II Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ajecodym II, Nonprofit Organization, Mahajanga II, Mahajanga.

๐ŸŒฑ๐ŸŒดTanora mavitrika ho an'ny tontolo iainana sy ny fiarahamonina ny District Mahajanga II.
๐ŸŒ Jeunes engagรฉs pour l'environnement et la communautรฉ du District Mahajanga II.

๐ŸŒ Famintinana โ€“ LCOY BOENY 2026 | 09 Jolay 2026๐Ÿ‘‰Nahomby ny andro voalohany tamin'ny LCOY BOENY 2026, izay nampivondrona ...
21/07/2026

๐ŸŒ Famintinana โ€“ LCOY BOENY 2026 | 09 Jolay 2026

๐Ÿ‘‰Nahomby ny andro voalohany tamin'ny LCOY BOENY 2026, izay nampivondrona tanora maherin'ny 250 avy amin'ny Faritra Boeny hifanakalo hevitra momba ny laharam-pahamehan'ny tanora manoloana ny fiovan'ny toetrandro.

๐Ÿ‘‰Anisan'ireo fikambanana nandray anjara mavitrika ny AJeCoDyM II (Association des Jeunes Conscients et Dynamiques Mahajanga II), izay manamafy ny fanoloran-tenany amin'ny fanentanana ny tanora sy ny fiarovana ny tontolo iainana.

๐ŸงญNandritra ny tolakandro dia notarihin'i Dr Davio Ulrich RABENIAINA ny fihaonambe sy adihevitra, ary nofaranana tamin'ny panel "Vehivavy sy Toetrandro" niarahana tamin'i Ramatoa Ginah Esthelle Faramalala Razakatiana, Dr Roberta, ary Ramatoa Malala Julianna, izay nanasongadina ny anjara toerana lehibe sahanin'ny vehivavy sy ny tanora amin'ny fiatrehana ny fiovan'ny toetrandro.

๐Ÿ™ Misaotra ireo mpikarakara, mpiara-miombon'antoka, mpandahateny, mpilatsaka an-tsitrapo ary ireo tanora rehetra nandray anjara.

๐Ÿ’š AJeCoDyM II : Tanora mahatsiaro tena, tanora mandray andraikitra ho an'ny tontolo iainana sy ny hoavy maharitra.

---

๐ŸŒ Retour sur la LCOY BOENY 2026 | 09 Juillet 2026

๐Ÿ‘‰La premiรจre journรฉe de la LCOY BOENY 2026 a rรฉuni plus de 250 jeunes de la Rรฉgion Boeny autour des prioritรฉs de la jeunesse face au changement climatique.

๐Ÿ‘‰AJeCoDyM II (Association des Jeunes Conscients et Dynamiques Mahajanga II) est fiรจre d'avoir participรฉ activement ร  cette rencontre et rรฉaffirme son engagement pour la mobilisation des jeunes et la protection de l'environnement.

๐ŸงญLa confรฉrence-dรฉbat animรฉe par Dr Davio Ulrich RABENIAINA, suivie du panel ยซ Femmes et Climat ยป avec Mme Ginah Esthelle Faramalala Razakatiana, Dr Roberta et Mme Malala Julianna, a mis en lumiรจre le rรดle essentiel des femmes et des jeunes dans l'action climatique.

๐Ÿ™ Merci ร  tous les organisateurs, intervenants, partenaires, bรฉnรฉvoles et jeunes participants pour la rรฉussite de cette journรฉe.

๐Ÿ’š AJeCoDyM II : Des jeunes conscients et engagรฉs pour un avenir durable.

iza Alainao?  Pronostic ao @ Commentaire fa misy Cadeaux ho anareo Izay mamarina RehetraCondition:๐Ÿ‘‰ Mentioneo eto Namana...
19/07/2026

iza Alainao?

Pronostic ao @ Commentaire fa misy Cadeaux ho anareo Izay mamarina Rehetra

Condition:
๐Ÿ‘‰ Mentioneo eto Namanao 3 Mijery
๐Ÿ‘‰21h59 Farany Fandraisana Anjara
Bonne chance

Soutenance de Mรฉmoire de fin d'รฉtudes de Mademoiselle RAVAOMALALA Charline.๐Ÿ‘‰izy trรฉsoriรจre Association des jeunes consci...
08/07/2026

Soutenance de Mรฉmoire de fin d'รฉtudes de Mademoiselle RAVAOMALALA Charline.
๐Ÿ‘‰izy trรฉsoriรจre Association des jeunes conscient et dynamique Mahajanga II.

fรฉlicitations ๐Ÿ‘

Soutenance de Mรฉmoire de fin d'รฉtudes de Mademoiselle RAVAOMALALA Charline en vue de l'obtention du Diplรดme de Master en Biochimie et Sciences de l'Environnement.
Spรฉcialitรฉ : Biochimie, Microbiologie et Biotechnologie Appliquรฉes
Fรฉlicitation et bonne chance pour la suite ๐Ÿ™

๐Ÿ“ข INVITATION OFFICIELLE โ€“ LCOY BOENY 2026 ๐ŸŒฑ๐Ÿ‘‰Tanora, izao no fotoana handraisantsika andraikitra ho an'ny hoavy!๐Ÿ™Manasa a...
07/07/2026

๐Ÿ“ข INVITATION OFFICIELLE โ€“ LCOY BOENY 2026 ๐ŸŒฑ

๐Ÿ‘‰Tanora, izao no fotoana handraisantsika andraikitra ho an'ny hoavy!
๐Ÿ™Manasa antsika rehetra hanatrika ny Local Conference of Youth (LCOY) Boeny 2026, sehatra iray ahafahan'ny tanora maneho hevitra, mifampizara traikefa ary mandray anjara amin'ny ady amin'ny fiovan'ny toetr'andro.

๐Ÿ—“๏ธ Daty: Alakamisy 09 Jolay 2026
๐Ÿ“ Toerana: Ex DON BOSCO, Mangarivotra Mahajanga

๐Ÿ‘‰Lohahevitra: "Jeunes, acteurs de la lutte contre la dรฉsinformation climatique" (Tanora, mpandray anjara amin'ny ady amin'ny vaovao diso momba ny fiovan'ny toetr'andro.)

๐Ÿ•ข 07:30 โ€“ 12:30 : Fakan-kevitra miaraka amin'ny tanora momba ireo laharam-pahamehana atrehin'ny tanora eto Boeny manoloana ny fiovan'ny toetr'andro.

๐Ÿ•‘ 14:00 โ€“ 18:00 : Konferansa sy adihevitra ary panel momba ny "Vehivavy sy ny Toetr'andro", miaraka amin'ny fijoroana vavolombelon'ireo vehivavy mpitarika.

๐ŸŒฟ Andao hiaraka hanandratra ny feon'ny tanora ary hanorina hoavy maitso sy maharitra!
๐Ÿ“ข Aza adino ny fotoana! Tongava maro ary eto namana jiaby๐Ÿ™

๐ŸŒฟ TANTERAKA SOA AMAN-TSARA NY GRAND NETTOYAGE ๐ŸŒฟ๐Ÿ‘‰Androany 27 Jona 2026, dia tontosa soa aman-tsara ny Grand Nettoyage tao...
27/06/2026

๐ŸŒฟ TANTERAKA SOA AMAN-TSARA NY GRAND NETTOYAGE ๐ŸŒฟ

๐Ÿ‘‰Androany 27 Jona 2026, dia tontosa soa aman-tsara ny Grand Nettoyage tao amin'ny Village Touristique, hetsika tafiditra ao anatin'ny fanomanana ny LCOY Boeny 2026.
Niray hina ireo tanora, fikambanana ary mpiara-miombon'antoka maro tamin'ny fanadiovana ny morontsiraka sy ny manodidina, ho fanamafisana ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny fampiroboroboana ny fahadiovana.

๐Ÿ‘‰Anisan'ireo nandray anjara mavitrika ny AJeCoDyMII ( Association des jeunes conscient et dynamique Mahajanga Il ), niaraka tamin'ireo fikambanana sy tanora hafa, ka nahatonga ny hetsika ho fahombiazana๐Ÿ™

Namaranana ny hetsika dia nisy zumba, izay nampifaly sy nampiray hina ireo mpandray anjara rehetra tao anatin'ny rivo-piainana feno hafaliana sy firaisankina.๐Ÿ’ƒ

๐Ÿ™ Mankasitraka sy misaotra indrindra an'ireo rehetra nandray anjara sy nanohana

๐ŸŒฑ Ny fiarovana ny tontolo iainana dia andraikitry ny tsirairay. Tontolo iainana madio no Antoky ny fahasalamana ๐ŸŒฑ

๐ŸŒฟGRAND NETTOYAGE โ€“ VILLAGE TOURISTIQUE ๐ŸŒฟAo anatin'ny fanomanana ny LCOY Boeny 2026, dia manasa antsika rehetra handray a...
22/06/2026

๐ŸŒฟGRAND NETTOYAGE โ€“ VILLAGE TOURISTIQUE ๐ŸŒฟ
Ao anatin'ny fanomanana ny LCOY Boeny 2026, dia manasa antsika rehetra handray anjara amin'ny hetsika fanadiovana lehibe eny amin'ny Village Touristique.

๐Ÿ“… Daty : 27 Jona 2026
โฐ Ora : 07:00 maraina
๐Ÿ“ Toerana : Village Touristique, Mahajanga

Andao hiara-hientana hanadio sy hiaro ny tontolo iainantsika. Ny fiarovana ny ranomasina sy ny morontsiraka dia andraikitsika rehetra.

๐Ÿ’š Tanora mihetsika ho an'ny toetrandro sy ny tontolo iainana๐Ÿ’š
๐Ÿ“ข Ento ny namanao, ny fikambananao ary ny fianakavianao handray anjara amin'ity hetsika maitso ity.

๐Ÿ“ข๐—”๐—ฉ๐—œ๐—ฆ ๐——๐—˜ ๐—ฅ๐—˜๐—–๐—ฅ๐—จ๐—ง๐—˜๐— ๐—˜๐—ก๐—ง๐Ÿ“Dans le cadre de la mise en ล“uvre de la collecte de donnรฉes sur la ๐Œ๐š๐ญ๐ซ๐ข๐œ๐ž ๐๐ž ๐’๐ฎ๐ข๐ฏ๐ข ๐๐ž๐ฌ ๐๐žฬ๐ฉ๐ฅ๐š๐œ๐ž๐ฆ๐ž๐ง...
07/06/2026

๐Ÿ“ข๐—”๐—ฉ๐—œ๐—ฆ ๐——๐—˜ ๐—ฅ๐—˜๐—–๐—ฅ๐—จ๐—ง๐—˜๐— ๐—˜๐—ก๐—ง

๐Ÿ“Dans le cadre de la mise en ล“uvre de la collecte de donnรฉes sur la ๐Œ๐š๐ญ๐ซ๐ข๐œ๐ž ๐๐ž ๐’๐ฎ๐ข๐ฏ๐ข ๐๐ž๐ฌ ๐๐žฬ๐ฉ๐ฅ๐š๐œ๐ž๐ฆ๐ž๐ง๐ญ๐ฌ - ๐ˆ๐ง๐๐ข๐œ๐ž ๐๐ž ๐’๐จ๐ฅ๐ฎ๐ญ๐ข๐จ๐ง๐ฌ ๐ž๐ญ ๐๐ž ๐Œ๐จ๐›๐ข๐ฅ๐ข๐ญ๐žฬ | ๐ƒ๐“๐Œ - ๐’๐Œ๐ˆ, portant notamment sur les dรฉplacements de population, les indicateurs multisectoriels et les besoins des communautรฉs affectรฉes, lโ€™IOM Madagascar & Comoros recrute ๐๐ž๐ฌ ๐„๐ง๐ช๐ฎ๐žฬ‚๐ญ๐ž๐ฎ๐ซ๐ฌ pour assurer la collecte de donnรฉes aux :
- ๐‘๐žฬ๐ ๐ข๐จ๐ง ๐€๐ง๐๐ซ๐จ๐ฒ : District de Bekily ;
- ๐‘๐žฬ๐ ๐ข๐จ๐ง ๐€๐ง๐จฬ‚๐ฌ๐ฒ : Districts dโ€™Amboasary Atsimo et Betroka ;
- ๐‘๐žฬ๐ ๐ข๐จ๐ง ๐๐จ๐ž๐ง๐ฒ : Districts de Mahajanga I, Mahajanga II, Marovoay et Ambato Boeny ;
- ๐‘๐žฬ๐ ๐ข๐จ๐ง ๐’๐š๐ฏ๐š : Districts de Sambava, Antalaha, Vohรฉmar et Andapa ;
- ๐‘๐žฬ๐ ๐ข๐จ๐ง ๐ƒ๐ข๐š๐ง๐š : Districts d'Ambanja et Ambilobe.

โœ…Les candidats intรฉressรฉs sont priรฉs dโ€™envoyer leur dossier de candidature en version PDF comprenant :
โ€ข une lettre de motivation adressรฉe ร  Monsieur le Chef de Mission de l'Organisation Internationale pour les Migrations ร  Madagascar,
โ€ข un CV dรฉtaillรฉ avec photo rรฉcente et contact rapide,
ร  lโ€™adresse e-mail [email protected] avec pour objet ๐„๐๐_๐ƒ๐“๐Œ_๐—ฆ๐— ๐—œ_๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”.

โœ…๐—Ÿ๐—ฒ๐˜€ ๐—ถ๐—ป๐—ณ๐—ผ๐—ฟ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป๐˜€ ๐—ฐ๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—น๐—ฒฬ๐—บ๐—ฒ??๐˜๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€ ??๐—ฒ??๐—ฎ๐˜??๐˜ƒ๐—ฒ๐˜€ ๐—ฎฬ€ ??๐—ฎ ๐—ฐ๐—ฎ๐—ป??๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐˜๐˜‚๐—ฟ๐—ฒ ๐˜€??๐—ป๐˜ ๐—ฑ๐—ถ๐˜€๐—ฝ๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ฏ??๐—ฒ๐˜€ ๐—ฑ??๐—ป๐˜€ ??๐—ฒ ๐—ณ??๐—ฐ๐—ต??๐—ฒ๐—ฟ ๐—ฐ๐—ถ ๐—ฑ๐—ฒ๐˜€๐˜€๐—ผ๐˜‚๐˜€.
โš ๏ธ Tout dossier incomplet ne sera pas considรฉrรฉ.
๐Ÿ“… Date limite de dรฉpรดt de candidature 19 juin 2026.

๐Ÿ‘‰Ndao atsika Tanora andeha hanambara zava-misy sy hetahetatsika Alarobia 27 Mai 2026 ao amin'ny AKORY ALY manomboka 9h30...
26/05/2026

๐Ÿ‘‰Ndao atsika Tanora andeha hanambara zava-misy sy hetahetatsika Alarobia 27 Mai 2026 ao amin'ny AKORY ALY manomboka 9h30

Tongava jiaby atsika fa ao atsika manambara kabary jiaby.

Miarahaba  atsika rehetra tratran'ny p***a๐Ÿ™Mirary Fety Sambatra๐Ÿ™
05/04/2026

Miarahaba atsika rehetra tratran'ny p***a

๐Ÿ™Mirary Fety Sambatra๐Ÿ™

Address

Mahajanga II
Mahajanga
402

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ajecodym II posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share