06/08/2026
🔥 Misy invitée spéciale am'le tsy ampoizinareo nainty ato eh! ! 🔥
Anareo okatu eto Mahajanga jiaby ! 😎🔥
Ho avy amintsika eto Bonia, le influenceuse tia animé, manga sy culture asiatique iny amin’ny Otakotier Day io ! 🎌💥
Ka raha mbola tsy naka ticket anao, aza miandry ela be ein ! 👀
🎁 Izay mividy nenazy AVANT 17 AOÛT mahazo cadeau souvenir gratuit ! 😍🔥
📅 22 AOÛT 2026
📍 Grande Salle Ziona Vaovao
⏰ Manomboka @ 9h30
Tongava maro fa hanjary raha ty ! 🔥🔥
Otaku à Mahajanga jiaby, tongava hoa fa tsy hanenina anao ! 😭😂🎌