HAJA Char'Bio Mahajanga

HAJA Char'Bio Mahajanga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HAJA Char'Bio Mahajanga, Environmental conservation organisation, Antanimalandy Avaratra/Andrefana Ambany Château d'Eau Mangatokana, Mahajanga.

🌿 Haja Char'Bio Mahajanga 🌍 dia Atelier iray izay misehatra amin'ny fiarovana ny tontolo iainana amin'ny alalan'ny CHARBON Ecologique ♻️ vokariny 100%.
✅ Vita amin’ireo akora fototra hita eto sy eroa azo avy amin’ny zava-maniry 🌱 (tsy manapaka hazo 🌳)

26/07/2025

🙋🙋💥 COUCOU ❤️ MAJUNGA JIABY EH 💯🙋🍀

🙋🍀 FORMATION FANAMBOARANA CHARBON ÉCOLOGIQUE 🚨🌴

Ho antsika rehetra izay liana sy tia hahay anamboatra Charbo Écologique vita avy amin'ny bozaka, ravin-kazo, tapa-kazo, sns. Natao ho anareo ity fiofanana ity satria mandritra ity volana Aogositra ity dia mandray olona isanandro izahay, ka toy izao ny programme :

👉 BASE : dia tapak'andro (misafidy na maraina na cny tolakandro) ka 8 000 Ar ny saran'ny fiofanana.

👉COMPLET : dia iray andro manontolo 17 000 Ar ny sarany fiofanana.

🚨Ka aza misalasala fa miantso anay manomana ny programme izay mety amintika :
☎️ 0382698904
☎️ 0334854658

💥💪Afaka miara-miasa amin'ny associations koa izahay 🙋🍀🌴

Address

Antanimalandy Avaratra/Andrefana Ambany Château D'Eau Mangatokana
Mahajanga
401

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HAJA Char'Bio Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share