06/05/2025
Ny Association des jeunes actifs Tsararano ambany dia mikarakara fampianarana teny anglisy sy frantsay ho an'ireo tanora sy Rayamandreny vonina afehy teny vahiny ka ny faharetan fianararana dia mandritra 03 mois ka efa misokatra fisoratana anarana ao amin'ny birao fokontany Tsararano ambany ka misy fandraisana anjara 5000ar.