02/12/2024
Grand meeting niarahana tamin’ny kandidà ABDALLAH Rosalie laharana faha-8️⃣ sy ireo Mpanolotsaina miaraka aminy nafanainy artistes Teams Davalt Record tao amin'ny Fokontany Tanambao Sotema Tendakely.
Mankasitraka anareo vahoaka tonga maro niheno vinan'asa kandidantsika sady niaraka nifaly tamin'ireo mpanankato kalaza eto amintsika (Parish,Mopcaan,Maman'i Tsolôlô...)
Atsika jiaby, miaraka amin'ny Abdallah Rosalie N°8️⃣
11 Desambra Fidio kandidà ABDALLAH ROSALIE N°8️⃣