CDEF Mahajanga

CDEF Mahajanga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CDEF Mahajanga, Nonprofit Organization, Mahajanga, Mahajanga.

Mankasitraka ireo vondrona sy ny tsirairay nanampy anay ankizy ny akany CDEF amin’ny fanomezana ( kilalao, akanjo) , fia...
26/12/2025

Mankasitraka ireo vondrona sy ny tsirairay nanampy anay ankizy ny akany CDEF amin’ny fanomezana ( kilalao, akanjo) , fiaraha misakafo, mofomamy.
"JOYEUX NOEL" sy Mirary antika rehetra hahatratra ny farany 2025 sy ny "TAOM-BAOVAO 2026."
# ZA GOJANGA
# WOMEN FOR FUTUR
# PAK FOAM

27/11/2025
Fanentanana ireo tanora  eo anivon’ny fiangonana loteriana  ny mpikambana leader religieux.Lohahevitra maro samihafa no ...
16/09/2025

Fanentanana ireo tanora eo anivon’ny fiangonana loteriana ny mpikambana leader religieux.
Lohahevitra maro samihafa no novelambelarina :
Inona no atao hoe herisetra?
Herisetra dia ireo fihetsika sy / na fiteny atao amin’ny ankizy na vondron’ankizy ka miteraka fahavoazana ho azy.
Miseho amin’ny endrika 4 ny fisehoan’ny herisetra mianjady amin’ny ankizy :
Herisetra ara batana : Mandaka, mamely totohondry
Herisetra ara tsaina: mnaao teny mahery na maharary, ma arabe
Herisetra ara pananahana : fanerena ny ankizivavy hanambady
Tsirambina : tsy fnaomezana sakafo ny zaza, fandaozana..
Ireo atao raha mahita n akoa iharana herisetra :
TOROY eny fokontany en amin’ny polisy sy zandarimaria
MANATONA ny mpiandraikitra eo amin’ny fiangonana na ireo fikambanana misahina ny ady amin'ny heristra.
>

26/08/2025

Tsy misy na inona na inona manamarina ny herisetra.
ECPAT France Madagascar

25/08/2025

Diabe niarahan’ny mpiatsehatra ao amin’ny tetik’asa MIRA: nanantenana ny vahoaka tao amin’ny commune rurale ny Belobaka district Mahajanga 2
" Ny lehilahy sy ny vehivavy miara mentant ho an’ny fitovianjo"
ECPAT France Madagascar
vonona miray
des jeunesresponsable

Fanentanana ireo vondron-dehilahy tao amin'ny FOKONTANY MAHAVOKY AVARATRA mahakasika ny herisetra mifototra amin'ny maha...
21/08/2025

Fanentanana ireo vondron-dehilahy tao amin'ny FOKONTANY MAHAVOKY AVARATRA mahakasika ny herisetra mifototra amin'ny mahalahy sy mahavavy ary lehilahy manana fijery miabo.
ECPAT France Madagascar

©Cdef

03/08/2025

Tsy herisetra hanapotika fa tambitamby hampateza

Fanorisorenana imasom--bahoaka no lohahevitra noentin'ireo tanora nanentanana ireo mpianatra namany.  Ny fanorisorenana ...
05/02/2025

Fanorisorenana imasom--bahoaka no lohahevitra noentin'ireo tanora nanentanana ireo mpianatra namany.
Ny fanorisorenana imasom-bahoaka dia fihetsika iray maneho ny herisetra mifototra amin''ny maha lahy sy maha vavy. Izany hoe ireo fitondra tena atao amina olona na vondrona eny an-dalam-be, izay mihantsy azy mivantana, na mandefa hafatra mmampitahotra azy, miverimberina, tsy ampananjana, manambany.

Terminer l'annee 2024en beaute, une sortie des enfants du centre a ete organise par une bienfaiteur  a Belobaka.
30/12/2024

Terminer l'annee 2024en beaute, une sortie des enfants du centre a ete organise par une bienfaiteur a Belobaka.

Fiaraha misakafo  ny fianakaviana ny tompon'andraikitra ny sekoly anglo franco school sy ireo ankizy tazaina ao amin'ny ...
07/09/2024

Fiaraha misakafo ny fianakaviana ny tompon'andraikitra ny sekoly anglo franco school sy ireo ankizy tazaina ao amin'ny akany Cdef Mangarivotra.

Address

Mahajanga
Mahajanga

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CDEF Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share