Village miel

Village miel Natao hifampizarana vaovao sy vokatra avy amin'ny village miel �. Torohevitra mahasoa sy varotra.
(1)

08/10/2025

🐝🔬 Hitan’ny mpikaroka fa ao anatin’ny poizina avy amin’ny tantely dia misy akora iray atao hoe mélittine, izay afaka manimba tanteraka ny sela mahery vaika amin’ny homamiadan’ny nono ao anatin’ny adiny iray monja. Ny tena mahagaga dia hoe, ireo sela voan’ny homamiadana ihany no lasibatra, fa ny sela salama kosa tsy voakitika.

💖 Zava-dehibe be ity fahitana ity amin’ny ady amin’ireo karazana homamiadana sarotra tsaboina, toy ny cancer du sein triple négatif sy HER2. Mety ho lalana vaovao ho amin’ny fitsaboana azo antoka sy voajanahary ny mélittine, izay tsy manimba be toy ny chimiothérapie na radiothérapie, ka manome fanantenana vaovao ho an’ny marary.

🧪 Amin’izao fotoana izao, mifantoka amin’ny fikarohana fomba azo antoka hampiasana ny mélittine ny mpahay siansa, na amin’ny alalan’ny micro-particules na amin’ny dika vita indostrialy. Raha mahomby izany, dia mety ho lasa fitsaboana vaovao manavao ny poizina tantely, mampiray ny herin’ny natiora sy ny fandrosoan’ny teknolojia. 🌿✨Araho hatrany ny pejy hainao ve

28/09/2025
11/09/2025
Avec Kamara Lemainty Phasie's – J’ai une série en cours ! Je suis super fan depuis 3 mois d’affilée. 🎉
16/08/2025

Avec Kamara Lemainty Phasie's – J’ai une série en cours ! Je suis super fan depuis 3 mois d’affilée. 🎉

16/08/2025
15/06/2025

Avec Luxa Apiculture – J’ai une série en cours ! Je suis super fan depuis 4 mois d’affilée. 🎉

Faly miarahaba ny Ray rehetra tratry ny andro androany.Andriamanitra manakarem- pahasoavana anie  hampitombo ny fahasoav...
15/06/2025

Faly miarahaba ny Ray rehetra tratry ny andro androany.
Andriamanitra manakarem- pahasoavana anie hampitombo ny fahasoavana rehetra aminao, ary ny fiadanan'ny Tompo anie ho aminao amin'ny andro rehetra iainanao.

Homba anao hatrany anie izy ka hampandresy anao amin'ny adinao rehetra.
Hanefa ny irin'ny fonao anie Andriamanitra sady hanome anao fahendrena.
Mirary fety sambatra ho an'ny Ray rehetra.
Manaova fety sambatra daholo. 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰

Arabaina ireo kristianina rehetra nahatratra ny Andro Pentekosta androany. Mirary fety sambatra. ❤️❤️❤️❤️🐝🐝🐝🐝🐝🐝
08/06/2025

Arabaina ireo kristianina rehetra nahatratra ny Andro Pentekosta androany. Mirary fety sambatra. ❤️❤️❤️❤️🐝🐝🐝🐝🐝🐝

Arabaina ireo mpino silamo rehetra. 🥰🥰🥰🥰🥰🐝🐝🐝🐝🐝
06/06/2025

Arabaina ireo mpino silamo rehetra. 🥰🥰🥰🥰🥰🐝🐝🐝🐝🐝

🌍 **Journée Internationale de l’Environnement 2025** 🌏 Aujourd’hui, nous célébrons **notre maison commune : la Terre**.F...
06/06/2025

🌍 **Journée Internationale de l’Environnement 2025** 🌏

Aujourd’hui, nous célébrons **notre maison commune : la Terre**.

Face aux défis du changement climatique, de la pollution, de la perte de biodiversité et de la dégradation des sols, **chaque geste compte**. Planter un arbre, trier ses déchets, consommer local, économiser l’eau… Ce sont des actions simples mais puissantes pour préserver notre avenir.

🌿 "Notre terre. Notre avenir. Nous avons le pouvoir d’agir."🏜

Ensemble, engageons-nous pour un développement plus durable, plus juste, plus respectueux de l’environnement.

🚫 **Disons STOP à la pollution plastique !** Remplaçons le jetable par le réutilisable, réduisons notre consommation, et protégeons nos terres, nos rivières et nos océans.

🇲🇬 Atsaharo ny fako plastika, arovy ny tontolo iainantsika !
🇲🇫 Mettons fin aux déchets plastiques, protégeons notre environnement !
🇬🇧 End plastic waste, protect our environment!

́cologiemarine

Address

Amparemahitsy
Mahajanga
402

Telephone

+261346056367

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Village miel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share